FANAMBARANA AVY AMIN’NY ORMADA NA OFISIN’NY ROVAN’NY MADAGASIKARA
FANAMBARANA AVY AMIN’NY ORMADA NA OFISIN’NY ROVAN’NY MADAGASIKARA Fanambarana avy amin’ny 𝐎𝐑𝐌𝐀𝐃𝐀 na 𝑶𝒇𝒊𝒔𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝑹𝒐𝒗𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂 izay rantsamangaika ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina
TOMEFY OLONA TENY AMIN’ NY ROVAN’I MADAGASIKARA ANIO SABOTSY
TOMEFY OLONA TENY AMIN’ NY ROVAN’I MADAGASIKARA ANIO SABOTSY Ity ny Faran’ny herinandro voalohany taorian’ny nisokafan’ny Rovan’i Madagasikara indray ho an’ny daholobe. Mihamaro isan’andro ny mpitsidika ary tomefy olona eny an-toerana androany. Talohan’ny tamin’ny 09 ora fisokafana dia efa maro ireo Karazan’olona isan-tsokajiny nilahatra niandry….
ROVAN’I MADAGASIKARA: SEHO AO AMIN’NY KIANJA MASOANDRO
ROVAN’I MADAGASIKARA: SEHO AO AMIN’NY KIANJA MASOANDRO Holalaovina an-tsehatra ao amin’ny KIANJA MASOANDRO isaky ny Sabotsy folakandro ny tantaran’ny Mpanjaka teto Madagasikara tamin’ny taonjato faha-19: – Amin’ny 03 ora folakandro ny fampisehoana voalohany, – Amin’ny 04 ora kosa ny faharoa
NITOMBO AVO 2 HENY NOHO NY TAMIN’NY ANDRO VOALOHANY NY ISAN’NY MPITSIDIKA NY ROVAN’I MADAGASIKARA
NITOMBO AVO 2 HENY NOHO NY TAMIN’NY ANDRO VOALOHANY NY ISAN’NY MPITSIDIKA NY ROVAN’I MADAGASIKARA Androany no andro faharoa amin’ny fiverenan’ny fisokafan’ny Rovan’i Madagasikara ho azon’ny daholobe tsidihina. Tena faly ny vahoaka malagasy ary tena mankasitraka tanteraka ny ezaka lehibe natao hanomezan-danja indray izany harem-bakom-pirenena…
AKO ANTSARIN’NY FITOKANANA NY 𝐊𝐈𝐀𝐍𝐉𝐀 𝐌𝐀𝐒𝐎𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 NY FAHA 23 JONA 2023
AKO ANTSARIN’NY FITOKANANA NY 𝐊𝐈𝐀𝐍𝐉𝐀 𝐌𝐀𝐒𝐎𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 NY FAHA 23 JONA 2023 Ako antsarin’ny fitokanana ny 𝐊𝐈𝐀𝐍𝐉𝐀 𝐌𝐀𝐒𝐎𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎 ny faha 18 Jona 2023, sy ny seho an-tsehatra voalohany natao tao namelomana ny tantaran’ny Mpanjaka tao Anatirova tamin’ny taonjato faha 19. Ny mpianatra ao amin’ny 𝐂𝐄𝐆 𝐀𝐯𝐚𝐫𝐚𝐝𝐫𝐨𝐯𝐚…
28 TAONA NO NIANDRASANA NY FISOKAFAN’NY ROVAN’I MADAGASIKARA INDRAY, TAORIAN’NY NAHAMAIZANY NY 6 NOVAMBRA 1995
28 TAONA NO NIANDRASANA NY FISOKAFAN’NY ROVAN’I MADAGASIKARA INDRAY, TAORIAN’NY NAHAMAIZANY NY 6 NOVAMBRA 1995 Nomarihana amin’ny fomba ofisialy omaly 𝑎𝑙𝑎𝒉𝑎𝑑𝑦 18 𝑗𝑜𝑛𝑎 2023 ny fisokafany, tamin’ny alalan’ny fitsidihana ireo Mozea mandrafitra ny Rova dia ny : – 𝑳𝒂𝒑𝒂 𝑴𝒂𝒏𝒋𝒂𝒌𝒂𝒎𝒊𝒂𝒅𝒂𝒏𝒂 ahitana ny mikasika ireo faritra…
ROVAN’I MADAGASIKARA : SOKAJIN’OLONA MARO NO TONGA MITSIDIKA AMIN’ITY ANDRO VOALOHANY ITY
ROVAN’I MADAGASIKARA : SOKAJIN’OLONA MARO NO TONGA MITSIDIKA AMIN’ITY ANDRO VOALOHANY ITY Nisokatra io maraina io tokoa ny Rovan’i Madagasikara, maro be ireo olona nitsidika na dia andro fiasana aza, ary sokajin’olona isan-karazany, fianakaviana iray manontolo, mpianatra indray mirona, tanora na vondrona tanora, olon-dehibe, zazakely,…
NY FIANAKAVIANA VOALOHANY NITSIDIKA NY ROVAN’I MADAGASIKARA ANDROANY
NY FIANAKAVIANA VOALOHANY NITSIDIKA NY ROVAN’I MADAGASIKARA ANDROANY Izy efa-mianaka ireto no fianakaviana voalohany nitsidika ny Rovan’i Madagasikara tamin’ity andro voalohany nisokafany indray ity. Tamin’ity andro voalohany ity dia tonga nijery ny lamina handraisana ny olona i Ramatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Lalatiana…
ROVAN’I MADAGASIKARA : MISOKATRA HO AN’NY DAHOLOBE MANOMBOKA ANIO ALATSINAINY 19 JONA 2023 amin’ny 10 ora maraina
ROVAN’I MADAGASIKARA : MISOKATRA HO AN’NY DAHOLOBE MANOMBOKA ANIO ALATSINAINY 19 JONA 2023 amin’ny 10 ora maraina ANDRO SY ORA FISOKAFANA : Isan’andro manomboka ny Alarobia hatramin’ny Alatsinainy. Tsy misokatra kosa ny Talata ho fanadiovana sy fikojakojana. (Du mercredi au lundi, fermeture le mardi) VIDIM-PIDIRANA…
NATOLOTRA ANDROANY NY BOKY « 𝙇𝙊𝙃𝘼𝙍𝘼𝙉𝙊 𝙉𝙄𝙋𝙊𝙄𝙍𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙏𝙀𝙉𝙔 𝙈𝘼𝙇𝘼𝙂𝘼𝙎𝙔 »
NATOLOTRA ANDROANY NY BOKY « 𝙇𝙊𝙃𝘼𝙍𝘼𝙉𝙊 𝙉𝙄𝙋𝙊𝙄𝙍𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙏𝙀𝙉𝙔 𝙈𝘼𝙇𝘼𝙂𝘼𝙎𝙔 » « 𝑇𝑒𝑛𝑦 𝑚𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦 𝑚𝑖𝑣𝑒𝑙𝑜𝑛𝑎, 𝑚𝑖𝑎𝑖𝑛𝑎 𝑎𝑟𝑦 𝑚𝑖𝑣𝑜𝑎𝑡𝑟𝑎 », no lohahevitra nofinidin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ankalazana ny 𝑰𝒓𝒂𝒚 𝒗𝒐𝒍𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 taona 2023. Androany Alakamisy 15 Jona no Ivon’ny fankalazana miavaka amin’ny alàlan’ny famoahana ny boky « 𝙇𝙤𝙝𝙖𝙧𝙖𝙣𝙤 𝙣𝙞𝙥𝙤𝙞𝙧𝙖𝙣’𝙣𝙮…