21 FEBROARY IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY TENIN-DRENY
21 FEBROARY IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY TENIN-DRENY « Tenindreny sy Teknolojia » Ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia miray fo amin’ny olon-drehetra mankalaza ity andro iraisam-pirenena ho an’ny tenindreny ity. Fanamby ahafahana manome lanja manokana ny tenindreny ny fotoana toy izao ary tsy azo hadinoina satria ny…
FANAKATONANA NY IRAY VOLAN’NY TENY MALAGASY TAO BOENY
FANAKATONANA NY IRAY VOLAN___NY TENY MALAGASY TAO BOENY Notanterahina tao amin’ny « Akory Haly » Mahajanga, Tranoben’ny Serasera sy ny Kolontsaina vaovao, ny famaranana ny fankalazana ny iray volan’ny teny Malagasy tany amin’ny Faritra Boeny, izay nahitana hetsika ara-java-kanto maro samihafa misy eto Madagasikara, maneho ny maha…
FAMPAHAFANTARANA NY ATAO HOE ARTHERAPIE
FAMPAHAFANTARANA NY ATAO HOE ARTHERAPIE Natao tao amin’ny Tranoben’ny Serasera sy ny Kolontsaina Boeny « Akôry Haly » ny fampirantina sy fampahafantarana ny atao hoe « art-thérapie » izay niarahana tamin’ny sampandrahara « pédiatrique » ao amin’ny CHU PZAGA Androva « Pédopsychiatrie » ka nisy fampirantiana sy fanaovana sary nataon’ireo ankizy izay mitondra…
FITOKANANA NY TRANOBEN’NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA FIANARANTSOA
FITOKANANA NY TRANOBEN’NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA FIANARANTSOA « SOKELA HANIGNA »: io no anarana nomena ny Tranoben’ny Serasera sy ny Kolontsaina eto Fianarantsoa izay notokanan-dRamatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Lalatiana ANDRIATONGARIVO androany. Nanatrika izany lanonana ofisialy izany ireo tomponandraiki-panjakana rehetra eto amin’ny Faritra Matsiatra…