Ankalazaina androany 5 Desambra ny JMV na 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒊𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒍𝒂𝒕𝒔𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏-𝒕𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒑𝒐
Ankalazaina androany 5 Desambra ny JMV na 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒊𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒍𝒂𝒕𝒔𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏-𝒕𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒑𝒐Ankalazaina androany 5 Desambra ny JMV na 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒊𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒍𝒂𝒕𝒔𝒂𝒉𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏-𝒕𝒔𝒊𝒕𝒓𝒂𝒑𝒐 « 𝐑𝐚𝐡𝐚 𝐢𝐬𝐢𝐤𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐨 𝐦𝐢𝐚𝐫𝐚-𝐦𝐢𝐬𝐚𝐥𝐚𝐡𝐲? ». Io no lohahevitra miendrika fanontaniana nosafinidy ho an’ny fankalazana 2023. Ny Minisiteran’ny Serasera sy ny…
TAGNAMARO DISTRIKAN’I TOLIARA I FARITRA ATSIMO-ANDREFANA
TAGNAMARO DISTRIKAN’I TOLIARA I FARITRA ATSIMO-ANDREFANA Nanatanteraka tagnamaro, andron’ny olom-pirenena ny teto Toliara renivohitra ka fanadiovana ny lalana avy eo amin’ny farany tambohon’i Star akaiky Bazary Sakama ka manaraka ny lalana mihazo an’i Maninday Oniversiten’i Toliara no natao tamin’izany. Efa tafiditra ao anatin’ny vanim-potoana fahavaratra…
TAGNAMARO MATSIATRA AMBONY
TAGNAMARO MATSIATRA AMBONY » Apetraho ny dian-tànanao, ho lovain’ny taranaka « . Taorian’ny fanomanana ny tanin-jana-kazo teny amin’ny vohitr’Ikianjasoa (Fanaovana kilavaka sy fandran-tsanana ireo hazo novolena efa nitsiry) dia natao Tagnamaro indray ny fanomanana ny zana-kazo hambolena ho amin’ny taompambolen-kazo 2024. Tontosa soa aman-tsara araka izany…
TAGNAMARO MAROANTSETRA
TAGNAMARO MAROANTSETRA FANADIOVANA NY MORONTSIRAKA Andranonagnozy mba ho lasa morotsiraka mahafinaritra no asa natao abdroany Sabotsy 18 Novambra 2023. Fanesorana ireo fako sy ahitra maina entin’ny ranomasina eny amin’ny morontsiraka no natao tamin’izany.
TAGNAMARO TOLIARA I, FARITRA ATSIMO-ANDREFANA
TAGNAMARO TOLIARA I, FARITRA ATSIMO-ANDREFANA Notanterahina ny Asabotsy 21 oktobra 2023 teo ny tagnamaro tato @ fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Atsimo-Andrefana. Ny fanadiovana ny lalana vaovao izay manomboka eo amin’ny Eglizy Katolika sanfily ka hatreo amin’ny Bonara be Andakoro no natao tao anatin’izany….
TAGNAMARO VOLANA OKTOBRA TSIROANOMANDIDY FARITRA BONGOLAVA
TAGNAMARO VOLANA OKTOBRA TSIROANOMANDIDY FARITRA BONGOLAVA Isan’ny làlana maro mpampiasa amin’ny famoaham-bokatra amin’iny ilany avaratry ny fokontany Morafeno Avaratra Kaominina Tsiroanomandidy Fihaonana iny ny làlana miakatra ao Anosibe. Arak’izany, nanaovana hetsika Tagnamaro tany an-toerana. Fa ankoatr’izay, nisy ihany koa ny fanadiovana faobe notanterahina tao antampon-tanànan’ny…
TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA
TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA Fanadiovana ireo biraom-panjakana no nanamarihana ny hetsika TAGNAMARO teto Ambatondrazaka tamin’ity volana oktobra 2023 ity, ka samy nanadio ny toeram-piasany ny isan-tserivisy. Tao amin’ny « centre technique RNM/TVM » Ambohimiangaly no nanatanterahana ny asa ho an’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Alaotra Mangoro omaly…
TAGNAMARO AMPARAFARAVOLA
TAGNAMARO AMPARAFARAVOLA Tao amin’ny fokontany Ambalafarisoa sy Morarano Ivakaka kaominina ambonivohitra Amparafaravola no nanamarihana ny hetsika TAGNAMARO ho an’ny distrikan’Amparafaravola, omaly sabotsy 21 oktobra 2023. Fisavana tatatra no natao tao anatin’izany ho fiomanana amin’ny fotoam-pahavaratra, ka lakandrano mirefy 250 metatra no voasava tao Morarano Ivakaka….
TAGNAMARO MATSIATRA AMBONY
TAGNAMARO MATSIATRA AMBONY » Fanomanana ny toerana hasiana ny zanakazo hovolena » (Vohitra Ikianjasoa Fianarantsoa). Zava-dehibe eo amin’ny sahan’asa fiarovana ny tontolo iainana ny fambolen-kazo. Isany manome lanja izany ny eto Madagasika dia mba ho » Tontolo maitso sy ho rakotr’ala » araka ny fandaharan’asampanjakàna…
TAGNAMARO SOANIERANA IVONGO
TAGNAMARO SOANIERANA IVONGO Fanadiovana ny toerana manodidina ny bureau District no nanamarinana ny TAGNAMARO tamin’ity volana oktobra ity. Nosafidina manokana ny toerana satria voatazana fona ny manodidina rehefa manao ny fananganan-tsaina isaky ny Alatsinainy ny lehiben’ny servisy miankina sy ny tsy miankina izay tarihin’ny lehiben’ny…