TAGNAMARO ANDAPA FIKOJAKOJANA LALANA
TAGNAMARO ANDAPA FIKOJAKOJANA LALANA Ho fampiroboroboana ny fizahantany indrindra ny fitsidihana ny Valanjavaboary irasam-pirenena Marojejy, nifantohan’ny hetsika Tagnamaro taty Andapa tamin’ity volana Septambra ity. Lalagna mirefy 5km sy 700 metatra mampitohy fokontany Manantenina sy Mandena hatrany @ fidirana ny Valanjavaboary Marojejy no nezahin’ny fokonolona nanaovana…
TAGNAMARO VOHÉMAR. FANAREMANA FEFY SY FANAMBOARA DABILIO SIMBA
TAGNAMARO VOHÉMAR. FANAREMANA FEFY SY FANAMBOARA DABILIO SIMBA Ny fanarenana ny fefy tao amin’ny sekoly EPP Annexe Andranomasibe I sy fanamboarana ireo dabilio simba no nentina nanamarika ny Hetsika Tagnamaro andron’ny olom-pirenena tany amin’ny distrikan’i Vohémar tamin’ity volana Septambra ity.
TAGNAMARO SAMBAVA FANESORANA NY FAKO MANAKAIKY NY VINANY
TAGNAMARO SAMBAVA FANESORANA NY FAKO MANAKAIKY NY VINANY Toerana fitsangatsanganana ny sisin-dranomasina ka ilaina madio lalandava. Izany no nisafidianana ny fanesorana ireo fako amin’ny sisin-dranomasina manakaiky ny vinany nandritra ny hetsika Tagnamaro andron’ny olom-pirenena tany Sambava androany Asabotsy 16 Septambra 2023. Niara-nientana nanatanteraka izany ireo…
TAGNAMARO ATSIMO-ANDREFANA DISTRIKAN’I TOLIARA I
TAGNAMARO ATSIMO-ANDREFANA DISTRIKAN’I TOLIARA I Teto amin’ny toby fiantsonanan’ny taxi-brousse eto Tsokobory no nanaovana ny Tagnamaro tamin’ity Sabotsy faha-16 Septambra 2023 ity, ho tombotsoan’ny vahoaka izay mampiasa an’ity toby fiantsonana ity sy ho fitandrovana ny fahasalaman’ireo mpandeha, ary ho an’ireo koperativa ihany koa. Nodiovina tanteraka…
TAGNAMARO ATSIMO-ANDREFANA DISTRIKAN’I TOLIARA I
TAGNAMARO ATSIMO-ANDREFANA DISTRIKAN’I TOLIARA I Teto amin’ny Lycée Antaninarenina Toliara no nanaovana ny Tagnamaro tamin’ity volana Aogositra ity. Nangataka mafy ireo tomponandraikitra eto an’ivonity sekoly mba hanaovana Tagnamaro eto amin’ity toerana ity, nohon’ny fahavoazana mahazo ity efitrano fianarana ato amin’ny tapany avaratra ity, vokatrin’ny fikisahan’ny…
TAGNAMARO SAINTE MARIE
TAGNAMARO SAINTE MARIE Tafiditra anatin’ny fankalazana ny andron’ny fahadiovana Na Clean UP day izay nanadiovana ny plage tao Agnalaranjy Izay notarihin’ny Fikambanana Lions Club Sainte Marie fiaraha mientana tamin’ny Solontenan’ny Serasera sy Kolontsaina androany Sabotsy tolakandro nohon’ny Fandaminana. Tonga nanome Tanana tamin’izany ireo sampandraharaha maro…
TAGNAMARO MORAMANGA
TAGNAMARO MORAMANGA Tontosa ny sabotsy 16 septambra 2023 teo ny TAGNAMARO fanao isam-bolana ho an’ny distrikan’i Moramanga izay tafiditra indrindra amin’ny andro manerantany ho an’ny fanadiovana. Asa natao tamin’ity indray mitoraka ity ny fanangonana ireo fako misavovona afovoan’ny tanàna ao amin’ny fokontany Moramanga ambony. Niara-nisalahy…
TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA
TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA Ho velomina indray ny « Podium » ao amin’ny fokontany Atsimondrova Ambatondrazaka izay tsy voajary sy tsy voakarakara ka tsy afaka nampiasaina tao anatin’ny fotoana maro. Natomboka tamin’ny alalan’ny hetsika TAGNAMARO ny asa androany sabotsy 16 septambra 2023, ka nisy ny fandokoana sy fanadiovana faobe…
FANADIOVANA NY MOZEA RAINILAIARIVONY AMBODITSIRY NO IVON’NY TAGNAMARO ANDRON’NY OLOMPIRENENA VOLANA SEPTAMBRA
FANADIOVANA NY MOZEA RAINILAIARIVONY AMBODITSIRY NO IVON’NY TAGNAMARO ANDRON’NY OLOMPIRENENA VOLANA SEPTAMBRA Niavaka ity Septambra ity satria nifanindry tamin’ny 16 Septambra izany andro maneran-tany ho an’ny fanadiovana na WORLD CLEANUP DAY, ny Sabotsy faha telo ao anatin’ny volana izay fanatanterahana ny TAGNAMARO. Vako-pirenena maro mpitsidika…
TAGNAMARO ANTSOHIHY NESORINA NY FAKO MIVANGONGO TENY AN-TERRAIN MENA.
TAGNAMARO ANTSOHIHY NESORINA NY FAKO MIVANGONGO TENY AN-TERRAIN MENA Tsy takona afenina, fa toy ny tafika andrefan-tanàna ny fako mivangongo eny an-terrain mena (Ambalabe-Atsinanana), nandritry ny fotoana maharitra. Ahiana hitera-doza ho an’ireo mpianatra amin’ireo sekoly tsy miankina roa miorina eny an-toerana ity fako ity, izay…