21 Sep 2023

Catégorie : Education civique & citoyenne

Education civique & citoyenne

TAGNAMARO MAEVATANANA 

TAGNAMARO MAEVATANANA Fanadiovana ny fandokoana solaitraibe tao amin’ny Lycée RAZAFIMAHEFA Roger no nanamarihana ny hetsika Tagnamaro – Andron’ny Olom-pirenena volana Jolay teto Maevatanàna ho fisantarana ny fanomanana sahady ny taom-pianarana 2023-2024. Miisa iraikambinifolo ireo efitrano fianarana misy ao amin’ity lisea ity ka navaozina avokoa ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA 

TAGNAMARO AMBATONDRAZAKA Fanadiovana ny biraon’ny Polisim-pirenena sy ny « gare routière » eo Ambalabako no nanamarihana ny TAGNAMARO teto Ambatondrazaka, androany sabotsy 15 jolay 2023. Ny Préfet an’Ambatondrazaka no nitarika ny hetsika niaraka tamin’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina, ny kaominina Ambatondrazaka renivohitra ary ny Fitaleavam-paritry…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO FORT-DAUPHIN 

TAGNAMARO FORT-DAUPHIN Tontosa soa aman-tsara tandroany teto Fort-Dauphin, ny hetsika Tagnamaro andiany faha 7 amin’ity taona 2023 ity. Mihoatra ny 30 ny vondrona, izay ahitana olona mihoatra ny 200 isa, namaly ny antson’ny Komity Mpandrindra Tagnamaro eto Fort-Dauphin izay tarihin’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO BETROKA FARITRA ANÔSY 

TAGNAMARO BETROKA FARITRA ANÔSY Manomboka mahazo vahana tsikelikely , amin’ireo Kominina Ambanivohitra am-pahany aty amin’ny Distrikan’i Betroka , ny lalan-tsain’ny Tagnamaro. Nanomboka tamin’ny alalan’ny fanentanana natao tamin’ireo tompon’andraikitra eny anivon’ny Kaominina sy ireo Fokontany ny hetsika . Resy lahatra ihany koa ny Solombavambahoaka Randrianasolo Jean…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO TAO MAMPIKONY 

TAGNAMARO TAO MAMPIKONY NOTOTOFANA RANON-TANY NY RANO MIANDRONA MANEMPOTRA NY LALANA AO ANDAKATSAHA Tsy fahavaratra, tsy maintany fa tena mampanahirana ireo vahoaka ao amin’ny fokontany roa tonta dia ny fokontany ao Mahiagogo sy ao Betsingala, izay samy ao amin’ny kaominina ambonivohitra Mampikony ny rano miandrona…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO TAO BEALANANA (Faritra Sofia) 

TAGNAMARO TAO BEALANANA (Faritra Sofia) FAMELOMANA IREO TSIPIKA FIAMPITAN’NY MPANDEHA TONGOTRA. Tamin’ny andron’ny Sabotsy 15 Jolay teo no raikitra ny Tagnamaro manokana, izay nifanindran-dàlana tamin’ny Tagnamaro andron’ny olom-pirenena, izay karakarain’ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina. Mahatsapa ary mahatsiaro ho manana adidy sy tompon’andraikitra ny olom-pirenena…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO ATSIMO-ANDREFANA DISTRIKAN’I TOLIARA I, Mahavatsy II. 

TAGNAMARO ATSIMO-ANDREFANA DISTRIKAN’I TOLIARA I, Mahavatsy II. Notanterahina ny Sabotsy faha 15 Jolay 2023 ny Tagnamaro tato Toliara renivohitra, Atsimo Andrefana. Nosafidina manokana ny bazary fia Mahavatsy faharoa tamin’ity andiany Tagnamaro ity satria ho fifampitsinjovana amin’ny mpiara-belona ho lavitry ny loto, ho antoky ny fahasalaman’ireo…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO VOHEMAR 

TAGNAMARO VOHEMAR FANADIOVANA NY SISIN-DALANA Fanadiovana ny sisin-dalana niainga avy teo amin’ny Tsangambato ny 29 Martsa 1947 ka hatreo amin’ny Radio RTVI Andranomasibe I no natao nandritra ny hetsika Tagnamaro andron’ny olom-pirenena tao Vohemar ny Asabotsy 15 Jolay 2023 lasa teo. Niaraka nanatanteraka izany ireo…

Plateforme MCC DSI.