16 Juin 2024

Catégorie : Autres

Autres, Education civique & citoyenne

AKON’ NY FANANGANAN-TSAINA NY ALATSINAINY 4 MARTSA 2024 

AKON’ NY FANANGANAN-TSAINA NY ALATSINAINY 4 MARTSA 2024 Nitarika ny fananganan-tsaina teto Anosy, omaly maraina, ny Minisitra 𝐀𝐮𝐠𝐮𝐬𝐭𝐢𝐧 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐎𝐑𝐎. Nizara ireo asa sy hetsika samihafa hotanterahina eto anivon’ny ministera mandritra ity volana ity Andriamatoa Minisitra nandritra ny lahateny fohy nataony nanoloana ireo mpiara-miasa rehetra. Noresahiny…

Autres, Education civique & citoyenne

JIOI TENNIS: NANOLOTRA FAMPITAOVANA HO AN’NY DELEGASIONA MALAGASY IREO MINISTRA MPIAHY MANDRITRAN’NY LALAO NY NOSY 

JIOI TENNIS: NANOLOTRA FAMPITAOVANA HO AN’NY DELEGASIONA MALAGASY IREO MINISTRA MPIAHY MANDRITRAN’NY LALAO NY NOSY 4 andro mialohan’ny handraisan’i Madagasikara ny Lalaon’ny Nosy andiany faha-11, tonga nihaona tamin’ireo atleta 12 mianadahy hiaro ny voninahi-pirenena amin’ny taranja Tennis, androany teny amin’ny Kianja ACSA Ambohidahy, ireo Ministra…

Autres, Education civique & citoyenne

𝑭𝑨𝑵𝑶𝑲𝑨𝑭𝑨𝑵𝑨 𝑵𝒀 𝑯𝑬𝑹𝑰𝑵𝑨𝑵𝑫𝑹𝑶𝑵’𝑵𝒀 𝑲𝑨𝑹𝑨𝑻𝑨𝑵𝒀 𝑻𝑨𝑵𝒀 𝑨𝑵𝑻𝑨𝑵𝑰𝑭𝑶𝑻𝑺𝒀 𝑽𝑨𝑲𝑰𝑵𝑨𝑵𝑲𝑨𝑹𝑨𝑻𝑹𝑨 

𝑭𝑨𝑵𝑶𝑲𝑨𝑭𝑨𝑵𝑨 𝑵𝒀 𝑯𝑬𝑹𝑰𝑵𝑨𝑵𝑫𝑹𝑶𝑵’𝑵𝒀 𝑲𝑨𝑹𝑨𝑻𝑨𝑵𝒀 𝑻𝑨𝑵𝒀 𝑨𝑵𝑻𝑨𝑵𝑰𝑭𝑶𝑻𝑺𝒀 𝑽𝑨𝑲𝑰𝑵𝑨𝑵𝑲𝑨𝑹𝑨𝑻𝑹𝑨 Araka ny toromariky ny Filan-kevitry ny Minisitra, dia anjaran’ny Minisitra mpiahy ny Faritra tsirairay avy no mitarika ny hetsika fizarana karatany faobe isaky ny faritra ahiany. Amin’ny maha-Minisitra mpiahy ny Faritra Vakinankaratra azy araka izany dia tonga nanokatra…

Autres, Education civique & citoyenne

FANOMBOHANA NY HERINANDRON’ NY KARA-TANY AO AMIN’NY FARITRA BONGOLAVA 

FANOMBOHANA NY HERINANDRON’ NY KARA-TANY AO AMIN’NY FARITRA BONGOLAVA Fanamby lehibe apetraky ny Fitondram-panjakana tarihin’ny Filoha Andry Rajoelina ny fizarana kara-tany maimaimpoana ho an’ny Malagasy izay tokony ho tompon’ny taniny, ka miisa 2.000.000 no tanjona apetraka alohan’ny faran’ny taona 2023. Amin’ny maha Minisitra mpiahy azy…

Autres, Education civique & citoyenne

ANKIZY SY OLON-DEHIBE MARO NY TONGA MITSIDIKA ILAY VARAVARANA MISOKATRA SY RANTY JIRO MANOLOANA SY MANODIDINA NY LAPAM-PANJAKANA AMBOHITSOROHITRA 

ANKIZY SY OLON-DEHIBE MARO NY TONGA MITSIDIKA ILAY VARAVARANA MISOKATRA SY RANTY JIRO MANOLOANA SY MANODIDINA NY LAPAM-PANJAKANA AMBOHITSOROHITRA Anisan’ny hetsika anamarihana ny fetin’ny Krismasy sy Asaramanitra faran’ny taona ny ranty jiro sy hazavana maroloko etsy Antaninarenina sy ao amin’ny Lapam-panjakana Ambohitsorohitra. Taorian’ny fanokafan’Andriamatoa Filoham-pirenena…

Autres, Education civique & citoyenne

CHRR VOLAFOTSY AMBOSITRA: NIOVA ANARANA HO HOPITALY RALALAONIRINA ANDRIANTSIFERANA RAMPANJATO 

CHRR VOLAFOTSY AMBOSITRA: NIOVA ANARANA HO HOPITALY RALALAONIRINA ANDRIANTSIFERANA RAMPANJATO Taorian’ny fanangonan-kevitry ny komity fanomezana sy fanovana anarana ireo fotodrafitrasam-panjakana sivily eto Madagasikara na ny KFFAFS, nantsoina hoe Hopitaly Ralalaonirina Andriantsiferana Rampanjato ny CHRR Volafotsy Ambositra, toeram-pitsaboana lehibe indrindra ato amin’ny Faritra Amoron’i Mania nanomboka…

Autres, Le Ministère

ADY AMIN’NY FANAPARIANA VAOVAO DISO 

ADY AMIN’NY FANAPARIANA VAOVAO DISO nasain’ny mpianatry ny Lycée Peter Pan hifanakalo hevitra aminy ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina. Taorian’ny fanatanterahana ny hetsika « Semaine de l’Education aux Médias et à l’Information », izay natao hanabeazana ny olom-pirenena amin’ny fanjifana araky ny tokony…

Plateforme MCC DSI.