TRANOBEN’NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA AMORON’I MANIA: HO VITA TSY HO ELA KA HO AFAKA AMPIASAINA AVY HATRANY Nandritra ny dian-dRamatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO, any amin’ny Faritra Amorin’i Mania dia nanararaotra nitsidika ary nijery ny fivoaran’ny asa fananganana ny…