27 Fév 2024

Catégorie : Le Ministère

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MAEVATANÀNA 

TAGNAMARO MAEVATANÀNA Fanadiovana sy fikolokoloana ny Ivotoeran’ny Famakiamboky sy Kolontsaina na CLAC eto Maevatanàna amin’izao fanombohan’ny taom-pianarana izao no nanamarihana ny Andron’ny Olom-pirenena ny Asabotsy teo. Nifarimbona tamin’izany Tagnamaro izany ny solotenan’ny Sampandraharaha sy Fikambanana ary ny mpianatra eto an-toerana. Manana andraikitra amin’ny fikolokoloana ity…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MATSIATRA AMBONY 

TAGNAMARO MATSIATRA AMBONY Sabotsy 16 Septambra 2023  » Zanakazo voaomana, ala lovain-jafy « . Io no lohahevitra niompanan’ny hetsika ara-kolontsaina  » Tagnamaro Andron’olompirenena – Volana Septambra 2023  » izay teo ambany fitarihan’ny Fitaleavamparitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Matsiatra Ambony, notronon’ireo Sampandraharam-panjakàna (Sivily sy miaramila) ato…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO ANDAPA FIKOJAKOJANA LALANA 

TAGNAMARO ANDAPA FIKOJAKOJANA LALANA Ho fampiroboroboana ny fizahantany indrindra ny fitsidihana ny Valanjavaboary irasam-pirenena Marojejy, nifantohan’ny hetsika Tagnamaro taty Andapa tamin’ity volana Septambra ity. Lalagna mirefy 5km sy 700 metatra mampitohy fokontany Manantenina sy Mandena hatrany @ fidirana ny Valanjavaboary Marojejy no nezahin’ny fokonolona nanaovana…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO SAMBAVA FANESORANA NY FAKO MANAKAIKY NY VINANY 

TAGNAMARO SAMBAVA FANESORANA NY FAKO MANAKAIKY NY VINANY Toerana fitsangatsanganana ny sisin-dranomasina ka ilaina madio lalandava. Izany no nisafidianana ny fanesorana ireo fako amin’ny sisin-dranomasina manakaiky ny vinany nandritra ny hetsika Tagnamaro andron’ny olom-pirenena tany Sambava androany Asabotsy 16 Septambra 2023. Niara-nientana nanatanteraka izany ireo…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO ATSIMO-ANDREFANA DISTRIKAN’I TOLIARA I 

TAGNAMARO ATSIMO-ANDREFANA DISTRIKAN’I TOLIARA I Teto amin’ny toby fiantsonanan’ny taxi-brousse eto Tsokobory no nanaovana ny Tagnamaro tamin’ity Sabotsy faha-16 Septambra 2023 ity, ho tombotsoan’ny vahoaka izay mampiasa an’ity toby fiantsonana ity sy ho fitandrovana ny fahasalaman’ireo mpandeha, ary ho an’ireo koperativa ihany koa. Nodiovina tanteraka…

Plateforme MCC DSI.