22 Mai 2024

Catégorie : Les nouvelles

Les nouvelles

Kaominina Faratsiho: tantsaha miisa 200 nisitraka tohana avy amin’ny Minisitra mpiahy ny faritra Vakinankaratra 

Kaominina Faratsiho: tantsaha miisa 200 nisitraka tohana avy amin’ny Minisitra mpiahy ny faritra Vakinankaratra Taorian’ny fahavoazana izay nanjo ireo tantsaha ao amin’ny Fokontany Ambohimandroso sy Fokontany Faratsiho izay samy ao amin’ny Koaminina Ambanivohitra Faratsiho, vokatry ny havandra be nifanesy tao anatin’ny herinandro dia nanolotra fanampiana…

Les nouvelles

Lanonam-pitokanana ny Trano fiangonana vaovao nasiam-panitarana- FLM Antanamanjaka Antsirabe : nosafidiana ho Reny Mpiahy Ramatoa Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO 

Lanonam-pitokanana ny Trano fiangonana vaovao nasiam-panitarana- FLM Antanamanjaka Antsirabe : nosafidiana ho Reny Mpiahy Ramatoa Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO Nomarihana tamin’ny fotoam-pivavahana lehibe androany alahady 20 novambra 2022 ny lanonam-pitokanana ny trano fiangonana nitarina ho an’ny FLM Antanamanjaka Antsirabe, Synodam-paritany Avaratrimania, Fileovana Antsirabe Avaratra. Nifanindran-dalana indrindra…

Plateforme MCC DSI.