29 Mai 2024

Galeries

1/0
Communiqués Officiels

𝗙𝗔𝗡𝗘𝗡𝗗𝗥𝗘𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗞𝗔𝗠𝗕𝗔𝗡𝗔 𝗘𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗚𝗢𝗩𝗘𝗥𝗡𝗘𝗠𝗔𝗡𝗧𝗔 𝗩𝗔𝗢𝗩𝗔𝗢 

𝗙𝗔𝗡𝗘𝗡𝗗𝗥𝗘𝗡𝗔 𝗜𝗥𝗘𝗢 𝗠𝗣𝗜𝗞𝗔𝗠𝗕𝗔𝗡𝗔 𝗘𝗢 𝗔𝗡𝗜𝗩𝗢𝗡’𝗡𝗬 𝗚𝗢𝗩𝗘𝗥𝗡𝗘𝗠𝗔𝗡𝗧𝗔 𝗩𝗔𝗢𝗩𝗔𝗢 14 janoary 2024, Lapam-panjakana Iavoloha Notendrena androany 14 janoary 2024 teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ireo Minisitra handrafitra ny Governemanta vaovao. Hentitra ny safidy amin’ireo Minisitra ireo hoy ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina satria ny tombontsoa ambonin’ny firenena sy ny…

1/0
Autres, Culture

WOMEN LEADERSHIP ACADEMY » NA 𝘼𝙆𝘼𝘿𝙀𝙈𝙄𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙑𝙀𝙃𝙄𝙑𝘼𝙑𝙔 𝙈𝙋𝙄𝙏𝘼𝙍𝙄𝙆𝘼: FANDAHARAN’ASAN’NY « 𝐹𝑂𝑁𝐷𝐴𝑇𝐼𝑂𝑁 𝐴𝐺𝐴 𝐾𝐻𝐴𝑁 

WOMEN LEADERSHIP ACADEMY » NA 𝘼𝙆𝘼𝘿𝙀𝙈𝙄𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙑𝙀𝙃𝙄𝙑𝘼𝙑𝙔 𝙈𝙋𝙄𝙏𝘼𝙍𝙄𝙆𝘼: FANDAHARAN’ASAN’NY « 𝐹𝑂𝑁𝐷𝐴𝑇𝐼𝑂𝑁 𝐴𝐺𝐴 𝐾𝐻𝐴𝑁 Andriambavilanitra miisa 35 no mandrafitra ny andiany voalohany amin’ny fandaharanasan’ny Fondation AGA KHAN izay mampiofana an’ireto vehivavy vonona handray andraikitra sy mba hisehatra adidy bebe kokoa eo anivon’ny seha-piarahamonina misy azy ireo avy. Ny…

Plateforme MCC DSI.