MCC-OMDA: FANAMBARANA
Manoloana ny savorovoro iniana aparitaka mikasika ny firosoana amin’ny fanavaozana ny fitantanana ny « Office Malagasy du Droit d’Auteur » na OMDA, ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia mampatsiahy ny besinimaro fa : FATRA-PANAJA AMIN’NY ANTSIPIRIHANY NY VOALAZAN’NY DIDY AMAN-DALANA MANAN-KERY ETO AMIN’NY TANY SY NY FIRENENA…
PROCEDURE DE DELIVRANCE D’UNE AUTORISATION DE TOURNAGE A MADAGASCAR
Télécharger >> Télécharger le FORMULAIRE DE DEMANDE D’AUTORISATION Télécharger le formulaire en version Malagasy ici >> Rappel des dispositions en vigueur
Rappel des dispositions légales et règlementaire
Télécharger >>
FIFANINANAM-PIRENENA HO AN’NY LITERATIORA AN-TSORATRA MALAGASY
Ho fankalazana ny « Iray volan’ny teny malagasy », ny volana Jona 2022. Ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina (MSK) dia hikarakara : FIFANINANAM-PIRENENA HO AN’NY LITERATIORA AN-TSORATRA MALAGASY Toy izao manaraka izao ny FITSIPIKA MIFEHY NY FIFANINANANA Tanjona: >> Tanjona amin’izany ny fampiroboroboana, fanomezan-danja,…
IREO TENY TSY AZO AKAMBANA AMIN’NY TENY MALAGASY
IREO TENY TSY AZO AKAMBANA AMIN’NY TENY MALAGASY
NOTOKANANA ANDROANY NY « IVOKOLO » ETSY AMIN’NY ARCADE ANALAKELY
NOTOKANANA ANDROANY NY « IVOKOLO » ETSY AMIN’NY ARCADE ANALAKELY Rehefa nandray ny fitantanana ny ekipa mpitantana ankehitriny ny taona 2019 dia gaga sy taitra ary nalahelo raha nahita ny fahapotehan’ity toeran’ity nantsoina hoe “Galerie 6” teo aloha sy “CEMDLAC” taty aoriana. Naka fanapahan-kevitra haingana…