25 Sep 2023

Auteur/autrice : redac

Culture, Evènement culturel

MPANAKANTO DO B 

MPANAKANTO DO B Notoloran’ny fitondram-panjakana ny mari-boninahitry ny kanto, soratra ary ny kolontsaina. Tanora vao erotrerony, kanefa efa manana ny lazany maneran-tany, nikiry, niasa ary niezaka ka nahatratrarany ny tanjony, amin’ny maha matihanina azy momba ny kolontsaina famoranana feon-kira amin’ny vava i Do B. Taorian’ny…

Culture, Evènement culturel

NDAO HANKAFY BEATBOX 

NDAO HANKAFY BEATBOX Amin’izao fiverenan’ny Tompon-daka eran-tany DO-B eto an-tanindrazana izao dia miara-miombonantoka amin’ny Minisitera MSK izy, ka manome fotoana antsika ao amin’ny Ivokolo Analakely, ny Sabotsy 23 Septambra amin’ny 2 Ora folakandro. Hiaraka aminy ao i BOLO, i MONI ary i EPISTOLIER Zava-kanto efa…

Culture, Patrimoines Culturels

« SOATOAVINA » 

« SOATOAVINA » Fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha Malagasy. Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe: « SOA IOMBONANA » Harahinao: – ao amin’ny TVM ny Alahady 24 Septambrara 2023 amin’ny 7ora sy 45 minitra alina – ao amin’ny RNM…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO BEFANDRIANA-AVARATRA. 

TAGNAMARO BEFANDRIANA-AVARATRA. FANADIOVANA NY FASANA IOMBONANA. Saro-piaro amin’ny toerana misy an’ireo Razana nialoha làlana ny Sojabe sy Ray aman-dreny ara-drazana ao Befandriana-Avaratra. Manana hasina sy toerana manokana amin’ny kolontsaina Tsimihety ny Razana, hita taratra izany rehefa misy ny « Jôro » atao isam-pianakaviana. Tato ho ato anefa,…

Arts et Promotion Artistique, Culture

IVOKOLO Analakely 

IVOKOLO Analakely. Manasa anao indray hitsidika sy hanjifa ny varotra fampirantiana sary hosodoko izay tanterahina ao amin’ny IVOKOLO Analakely manomboka anio Alakamisy faha 21 Septambra. Ry JACQUES NAÏF sy WILLIAM indray no handranty ao amin’ny Galerie d’Art R.R RAPARIVO manomboka anio, ary tsy hifarana raha…

Plateforme MCC DSI.