27 Sep 2023

Auteur/autrice : redac

Autres, Communication

FANOLORANA MARI-BONINAHI-PIRENENA HO AN’IREO MPIASAN’NY HAINO AMANJERY 

FANOLORANA MARI-BONINAHI-PIRENENA HO AN’IREO MPIASAN’NY HAINO AMANJERY Mpiasan’ny haino amanjery miisa 44 mianadahy nosalorana mari-boninahi-pirenena. « Andro lehibe tokoa ny andro androany satria andro nentin’ny fitondram-panjakana mankasitraka ireo teknisiana sy mpanentana fandaharana noho ny asa vitan’izy ireo teo amin’ny sehatra nisy azy ireo dia ny…

Culture, Identité culturelle

TENY MALAGASY : FOTOTRY NY FIRENENA 

TENY MALAGASY : FOTOTRY NY FIRENENA FAMPIDIRANA Anisan’ ny singa maha izy azy ny firenena ny teny. Ny teny no mampiorina ny fifandraisana eo amin’ny samy mpiara-belona, hiheverana ny raharaham-pirenena na sosialy na fanabeazana, na famokarana na fihariana na politika, indrindra ny toe-karena. Velona sy…

Plateforme MCC DSI.