27 Sep 2023

Auteur/autrice : redac

Arts et Promotion Artistique, Culture

IVOKOLO Analakely 

IVOKOLO Analakely. Manasa anao indray hitsidika sy hanjifa ny varotra fampirantiana sary hosodoko izay tanterahina ao amin’ny IVOKOLO Analakely manomboka anio Alakamisy faha 21 Septambra. Ry JACQUES NAÏF sy WILLIAM indray no handranty ao amin’ny Galerie d’Art R.R RAPARIVO manomboka anio, ary tsy hifarana raha…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MAEVATANÀNA 

TAGNAMARO MAEVATANÀNA Fanadiovana sy fikolokoloana ny Ivotoeran’ny Famakiamboky sy Kolontsaina na CLAC eto Maevatanàna amin’izao fanombohan’ny taom-pianarana izao no nanamarihana ny Andron’ny Olom-pirenena ny Asabotsy teo. Nifarimbona tamin’izany Tagnamaro izany ny solotenan’ny Sampandraharaha sy Fikambanana ary ny mpianatra eto an-toerana. Manana andraikitra amin’ny fikolokoloana ity…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MATSIATRA AMBONY 

TAGNAMARO MATSIATRA AMBONY Sabotsy 16 Septambra 2023  » Zanakazo voaomana, ala lovain-jafy « . Io no lohahevitra niompanan’ny hetsika ara-kolontsaina  » Tagnamaro Andron’olompirenena – Volana Septambra 2023  » izay teo ambany fitarihan’ny Fitaleavamparitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Matsiatra Ambony, notronon’ireo Sampandraharam-panjakàna (Sivily sy miaramila) ato…

Plateforme MCC DSI.