FANADIOVANA NY MOZEA RAINILAIARIVONY AMBODITSIRY NO IVON’NY TAGNAMARO ANDRON’NY OLOMPIRENENA VOLANA SEPTAMBRA
FANADIOVANA NY MOZEA RAINILAIARIVONY AMBODITSIRY NO IVON’NY TAGNAMARO ANDRON’NY OLOMPIRENENA VOLANA SEPTAMBRA Niavaka ity Septambra ity satria nifanindry tamin’ny 16 Septambra izany andro maneran-tany ho an’ny fanadiovana na WORLD CLEANUP DAY, ny Sabotsy faha telo ao anatin’ny volana izay fanatanterahana ny TAGNAMARO. Vako-pirenena maro mpitsidika…
TAGNAMARO ANTSOHIHY NESORINA NY FAKO MIVANGONGO TENY AN-TERRAIN MENA.
TAGNAMARO ANTSOHIHY NESORINA NY FAKO MIVANGONGO TENY AN-TERRAIN MENA Tsy takona afenina, fa toy ny tafika andrefan-tanàna ny fako mivangongo eny an-terrain mena (Ambalabe-Atsinanana), nandritry ny fotoana maharitra. Ahiana hitera-doza ho an’ireo mpianatra amin’ireo sekoly tsy miankina roa miorina eny an-toerana ity fako ity, izay…
CONSEIL DU GOUVERNEMENT DU MERCREDI 13 SEPTEMBRE 2023 AU PALAIS D’ETAT DE MAHAZOARIVO
CONSEIL DU GOUVERNEMENT DU MERCREDI 13 SEPTEMBRE 2023 AU PALAIS D’ETAT DE MAHAZOARIVO
MITOHY NY HATRANY NY ADY HIRA GASY GOAVANA ETSY AMIN’NY KIANJANY HIRA GASY AMPEFILOHA
MITOHY NY HATRANY NY ADY HIRA GASY GOAVANA ETSY AMIN’NY KIANJANY HIRA GASY AMPEFILOHA Ny Alahady 17 Septambra ho avy izao dia ny tarika SAHONDRAFININA Standard Ankadinondry indray no hifanandrina amin’ny tarika ROBERTSON Fenoarivobe. Manomboka amin’ny 10 ora. Tongava MARO.
WOMEN LEADERSHIP ACADEMY » NA 𝘼𝙆𝘼𝘿𝙀𝙈𝙄𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙑𝙀𝙃𝙄𝙑𝘼𝙑𝙔 𝙈𝙋𝙄𝙏𝘼𝙍𝙄𝙆𝘼: FANDAHARAN’ASAN’NY « 𝐹𝑂𝑁𝐷𝐴𝑇𝐼𝑂𝑁 𝐴𝐺𝐴 𝐾𝐻𝐴𝑁
WOMEN LEADERSHIP ACADEMY » NA 𝘼𝙆𝘼𝘿𝙀𝙈𝙄𝘼𝙉’𝙉𝙔 𝙑𝙀𝙃𝙄𝙑𝘼𝙑𝙔 𝙈𝙋𝙄𝙏𝘼𝙍𝙄𝙆𝘼: FANDAHARAN’ASAN’NY « 𝐹𝑂𝑁𝐷𝐴𝑇𝐼𝑂𝑁 𝐴𝐺𝐴 𝐾𝐻𝐴𝑁 Andriambavilanitra miisa 35 no mandrafitra ny andiany voalohany amin’ny fandaharanasan’ny Fondation AGA KHAN izay mampiofana an’ireto vehivavy vonona handray andraikitra sy mba hisehatra adidy bebe kokoa eo anivon’ny seha-piarahamonina misy azy ireo avy. Ny…
TATITRY NY FILAN-KEVITRY NY MINISITRA NY ALAROBIA FAHA 13 SEPTAMBRA 2023
TATITRY NY FILAN-KEVITRY NY MINISITRA NY ALAROBIA FAHA 13 SEPTAMBRA 2023
FAMPAHAFANTARANA AVY AMIN’NY MINISTERAN’NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
FAMPAHAFANTARANA AVY AMIN’NY MINISTERAN’NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA
NOTOKANANA NY ZOMA 8 SEPTAMBRA 2023 NY HAVORIA NA « AUDITORIUM ET MUSÉE DE L’AUDIOVISUEL DE MADAGASCAR »
NOTOKANANA NY ZOMA 8 SEPTAMBRA 2023 NY HAVORIA NA « AUDITORIUM ET MUSÉE DE L’AUDIOVISUEL DE MADAGASCAR » Fotodrafitr’asa moderina anomezan-danja ny vakoka sy tantara ary tahirin’ny haino amanjerim-pirenena ny HAVORIA. Mandrafitra azy ny Mozea mirakitra ny tantaran’ny haino amanjerim-panjakana sy ireo nisava làlana izany, ampirantiana ihany…
CONSEIL DU GOUVERNEMENT DU MARDI 05 SEPTEMBRE 2023 AU PALAIS D’ETAT DE MAHAZOARIVO
CONSEIL DU GOUVERNEMENT DU MARDI 05 SEPTEMBRE 2023 AU PALAIS D’ETAT DE MAHAZOARIVO