15 Mai 2024

Auteur/autrice : redac1

Culture

FITOKANANA NY TRANOBEN’NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA FIANARANTSOA 

FITOKANANA NY TRANOBEN’NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA FIANARANTSOA « SOKELA HANIGNA »: io no anarana nomena ny Tranoben’ny Serasera sy ny Kolontsaina eto Fianarantsoa izay notokanan-dRamatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina Lalatiana ANDRIATONGARIVO androany. Nanatrika izany lanonana ofisialy izany ireo tomponandraiki-panjakana rehetra eto amin’ny Faritra Matsiatra…

Communication

EMETTEUR HO AN’NY BEALANANA 

EMETTEUR HO AN’NY BEALANANA Tsy niandry ela, fa tao anatin’ny fotoana fohy dia voavaha ny olana ao Bealanana, faritra SOFIA, satria, tonga soamantsara tao an-toerana ny andron’ny Sabotsy lasa teo iny ny « Emetteur Télévision ». Araka izany, miverina amin’ny laoniny ny fanarahana ny fandaharana mivantana amin’ny…

Plateforme MCC DSI.