23 Fév 2024

Catégorie : Communiqués Officiels

Communiqués Officiels, Conseil des Ministres

𝐓𝐀𝐓𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝗙𝗜𝗟𝗔𝗡-𝗞𝗘𝗩𝗜𝗧𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗔 Alarobia 21 febroary 2024, 𝐿𝑎𝑝𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑛𝑗𝑎𝑘𝑎𝑛𝑎 𝐼𝑎𝑣𝑜𝑙𝑜ℎ𝑎. 

𝐓𝐀𝐓𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝗙𝗜𝗟𝗔𝗡-𝗞𝗘𝗩𝗜𝗧𝗥𝗬 𝗡𝗬 𝗠𝗜𝗡𝗜𝗦𝗜𝗧𝗥𝗔 Alarobia 21 febroary 2024, 𝐿𝑎𝑝𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑛𝑗𝑎𝑘𝑎𝑛𝑎 𝐼𝑎𝑣𝑜𝑙𝑜ℎ𝑎.

Communiqués Officiels

Ny fahavitan’ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Sekretera Jeneraly teo aloha, RALAIMAZAVA Johary Andriamahery, sy RAKOTONDRASOAVA Andrianirina Mamimbahoaka Fetraniaina, Sekretera Jeneraly vaovao, androany Zoma 02 febroary 2024. 

Ny fahavitan’ny fifamindram-pahefana teo amin’ny Sekretera Jeneraly teo aloha, RALAIMAZAVA Johary Andriamahery, sy RAKOTONDRASOAVA Andrianirina Mamimbahoaka Fetraniaina, Sekretera Jeneraly vaovao, androany Zoma 02 febroary 2024. Mahafaly anay eto anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina sy hankasitraka an’Andriamatoa Sekretera Jeneraly teo aloha amin’ny asa izay vitany…

Communiqués Officiels

FANANGANAN-TSAINA VOALOHANY NIARAHAN’ANDRIAMATOA MINISITRA TAMIN’IREO MPIASAN’NY MINISITERA 

FANANGANAN-TSAINA VOALOHANY NIARAHAN’ANDRIAMATOA MINISITRA TAMIN’IREO MPIASAN’NY MINISITERA. Hentitra fa tamim-pitiavana hatrany ny hafatr’Andriamatoa Ministra tamin’ny mpiara-miasa rehetra androany mikasika ny fanatanterahana ny asa sy ny vina ary ny tondrozotra entina handraisana andraikitra amin’ny fampiroboroboana ny Minisitera. « 𝑴𝒊𝒏𝒐 𝒂𝒉𝒐 𝒇𝒂 𝒎𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒏𝒂𝒓𝒆𝒐 𝒎𝒑𝒊𝒂𝒓𝒂-𝒎𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 𝒆𝒕𝒐 𝒂𝒏𝒊𝒗𝒐𝒏’𝒏𝒚…

Plateforme MCC DSI.