29 Nov 2023

Catégorie : Patrimoines Culturels

Culture, Patrimoines Culturels

« SOATOAVINA » 

« SOATOAVINA » Fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha Malagasy. Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe: « SOA IOMBONANA » Harahinao: – ao amin’ny TVM ny Alahady 24 Septambrara 2023 amin’ny 7ora sy 45 minitra alina – ao amin’ny RNM…

Culture, Patrimoines Culturels

ROVAN’I MADAGASIKARA 

ROVAN’I MADAGASIKARA NIROSO AMIN’NY FAMPIASANA TAPAKILA ELEKTRONIKA Roa volana aorian’ny fisokafany dia tafiditra tanteraka ho isan’ny toerana sy vakoka ankafizin’ny mpitsidika sy mpizahatany eto Antananarivo sy ny manodidina ny Rovan’i Madagasikara. Natomboka androany Alarobia 23 Aogositra ny fampiasana ny tapakila elektronika manaraka ny vanim-potoanan’ny fivoarana….

Culture, Patrimoines Culturels

FIANGONANA KATOLIKA AMBODIFOTATRA SAINTE-MARIE 

FIANGONANA KATOLIKA AMBODIFOTATRA SAINTE-MARIE FIANGONANA KATOLIKA AMBODIFOTATRA SAINTE-MARIE: nandray ny lamesa voalohany taorian’ny asa fanavaozana iray manontolo. 3 taona aty aoriana, vita tanteraka ny asa fanarenana iray manontolo ny Fiangonana Katolika Ambodifotatra Sainte-Marie izay niantsorohan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina. Androany araka izany no notokanan’ny…

Culture, Evènement culturel, Patrimoines Culturels

28 TAONA NO NIANDRASANA NY FISOKAFAN’NY ROVAN’I MADAGASIKARA INDRAY, TAORIAN’NY NAHAMAIZANY NY 6 NOVAMBRA 1995 

28 TAONA NO NIANDRASANA NY FISOKAFAN’NY ROVAN’I MADAGASIKARA INDRAY, TAORIAN’NY NAHAMAIZANY NY 6 NOVAMBRA 1995 Nomarihana amin’ny fomba ofisialy omaly 𝑎𝑙𝑎𝒉𝑎𝑑𝑦 18 𝑗𝑜𝑛𝑎 2023 ny fisokafany, tamin’ny alalan’ny fitsidihana ireo Mozea mandrafitra ny Rova dia ny : – 𝑳𝒂𝒑𝒂 𝑴𝒂𝒏𝒋𝒂𝒌𝒂𝒎𝒊𝒂𝒅𝒂𝒏𝒂 ahitana ny mikasika ireo faritra…

Autres, Culture, Patrimoines Culturels

NY MUSEE RAINILAIARIVONY ALOHAN’NY NANDRAISAN’NY MINISITERA AZY 

NY MUSEE RAINILAIARIVONY ALOHAN’NY NANDRAISAN’NY MINISITERA AZY Ireto aseho an-tsary ho antsika ireto ny toetry ny tranon’ny Praiminisitra Rainilaiarivony tahohan’ny nandraisan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina azy. Potika sy haolo tanteraka izy io tamin’izany. Marihana fa olon-tsotra nilaza ho taranaky ny Praiminisitra Rainilaiarivony no nibodo…

Culture, Evènement culturel, Patrimoines Culturels

FITOKANANA NY MOZEA RAINILAIARIVONY AMBODITSIRY : MAMETRAKA HO ZAVA-DEHIBE NY FIKOLOANA NY HAREM-BAKOKA NY FILOHAM-PIRENENA 

FITOKANANA NY MOZEA RAINILAIARIVONY AMBODITSIRY : MAMETRAKA HO ZAVA-DEHIBE NY FIKOLOANA NY HAREM-BAKOKA NY FILOHAM-PIRENENA Andriamatoa Filohan’ny Repoblika Andry Rajoelina no nitokana tamin’ny fomba ofisialy ny MOZEA RAINILAIARIVONY, izay trano fonenan’ny Praiminisitra Rainilaiarivony taloha eny Amboditsiry nohavaozin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina tanteraka nanomboka ny…

Culture, Patrimoines Culturels

MANAMAFY NY FIARAHA-MIASA AMIN’NY MINISITERAN’NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NY MASOIVOHON’NY FIRENENA FRANTSAY 

MANAMAFY NY FIARAHA-MIASA AMIN’NY MINISITERAN’NY SERASERA SY NY KOLONTSAINA NY MASOIVOHON’NY FIRENENA FRANTSAY Nitsidika teto Madagasikara ny Ambassadeur na Masoivohon’ny Filoha Frantsay miandraikitra ny Mozea sy Vakoka Andriamatoa Jean-Luc MARTINEZ. Noraisin-dRatoa Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO sy mpiara-miasa aminy vitsivitsy ity iraky ny Filoha Frantsay izay…

Plateforme MCC DSI.