27 Mai 2024

Catégorie : Promotion Langue Malagasy

Culture, Promotion Langue Malagasy

𝙎𝙀𝙃𝘼𝙏𝙍𝙔 𝙉𝙔 𝙈𝙋𝘼𝙉𝙊𝙍𝘼𝙏𝙍𝘼 

𝙎𝙀𝙃𝘼𝙏𝙍𝙔 𝙉𝙔 𝙈𝙋𝘼𝙉𝙊𝙍𝘼𝙏𝙍𝘼 𝑻𝑺𝑰𝑻𝑶𝑯𝑬𝑹𝒀 na 𝑅𝑎𝑜𝑙𝑜𝑛𝑎 𝑇𝑠𝑖𝑡𝑜ℎ𝑒𝑟𝑦 𝑀𝑎𝑚𝑖𝑠𝑜𝑛, no 𝘮𝘱𝘢𝘯𝘰𝘳𝘢𝘵𝘳𝘢 atolotra amintsika mpiserasera eto anivon’ny tambajotra izay ankalazain’ny Minisitera amin’ity volana Mey ity. #zavakanto #kolontsaina #MSK

Culture, Promotion Langue Malagasy

NDAO HIANATRA FITENIM-PARITRA 

NDAO HIANATRA FITENIM-PARITRA 𝑵𝒅𝒂𝒐 𝒉𝒊𝒂𝒏𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒆𝒏𝒊𝒎-𝒑𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 Ohabolana Antanosy  » 𝗔𝗟𝗢𝗛𝗔 𝗟𝗔𝗦𝗔, 𝗡𝗬 𝗔𝗙𝗔𝗥𝗔 𝗧𝗦𝗬 𝗔𝗧𝗔𝗢 𝗦𝗔𝗦𝗬 «  𝑅𝑎𝑖𝑘𝑦 𝑎𝑏𝑦 𝑎𝑛𝑡𝑠𝑖𝑘𝑎, 𝑎𝑡𝑎𝑚𝑏𝑎𝑡𝑟’𝑒 𝑡𝑒𝑛𝑦 𝑚𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦. #tenymalagasy #kolontsaina #MSK

Culture, Promotion Langue Malagasy

𝑽𝒐𝒍𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒂𝒚, 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒓𝒂𝒚 

𝑽𝒐𝒍𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒂𝒚, 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒓𝒂𝒚 Tafatafa sy fihaonana mivantana iarahana amin’i 𝐑𝐀𝐃𝐈𝐀𝐋𝐅 Alarobia 27 Marsa 2024. Amin’ny 2 ora sy sasany. Efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy. 𝑴𝒂𝒏𝒂𝒔𝒂 𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂!

Culture, Promotion Langue Malagasy

FAMOAHAM-BOKY: « IKALOMANGA » 

FAMOAHAM-BOKY: « IKALOMANGA » « 𝐈𝐊𝐀𝐋𝐎𝐌𝐀𝐍𝐆𝐀 »: 𝗛𝗮𝗿𝗲𝗺𝗯𝗮𝗸𝗼𝗸𝗮 𝘀𝘆 𝗵𝗮𝗿𝗲𝗻𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮𝘀𝗮𝗻’𝗶 𝗖𝗹𝗮𝗿𝗶𝘀𝘀𝗲 𝗔. 𝗥𝗔𝗧𝗦𝗜𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗛𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 » Tontosa androany maraina tao amin’ny 𝐸𝑓𝑖𝑡𝑟𝑎𝑛𝑜 𝐷𝑜𝑥, Tranombokim-pirenena Anosy, ny famoahana tamin’ny fomba ôfisialy ny boky « 𝐈𝐊𝐀𝐋𝐎𝐌𝐀𝐍𝐆𝐀 » nosoratan’ilay andrarezin’ny literatiora malagasy 𝐂𝐥𝐚𝐫𝐢𝐬𝐬𝐞 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐑𝐀𝐓𝐒𝐈𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐇𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 ary novokarin’ny 𝐸𝑑𝑖siona 𝐴𝑚𝑏𝑜𝑧𝑜𝑛𝑡𝑎𝑛𝑦 tamin’ity volana marsa ity. Tantara nosoratany…

Culture, Promotion Langue Malagasy

FAMOAHAM-BOKY  » IKALOMANGA » 

FAMOAHAM-BOKY  » IKALOMANGA »  » 𝗜𝗞𝗔𝗟𝗢𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔 «  Boky nosoratan’i 𝑪𝒍𝒂𝒓𝒊𝒔𝒔𝒆 𝐑𝐀𝐓𝐒𝐈𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐇𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀. 𝑇𝑜𝑒𝑟𝑎𝑛𝑎: Efitrano RADO, Tranombokim-pirenena Anosy. 𝑂𝑟𝑎: 10 ora maraina. #kanto #vakyboky #talenta #kolontsaina #MSK  

Culture, Identité culturelle, Promotion Langue Malagasy

SEHATRY NY MPANORATRA 

SEHATRY NY MPANORATRA 𝗥𝗔𝗗𝗜𝗔𝗟𝗙, 𝘗𝘰𝘦𝘵𝘢, 𝘮𝘱𝘢𝘯𝘰𝘳𝘢𝘵𝘳𝘢 avy any Vatomandry no atolotra amintsika mpiserasera eto anivon’ny tambajotra izay ankalazain’ny Minisitera amin’ity volana Marsa ity. Manasa antsika àry hianoka ny andiany voalohany amin’ny fampahafantarana an’i RADIALF. #poezia #poeta #zavakanto #kolontsaina #MSK

Plateforme MCC DSI.