23 Sep 2023

Catégorie : Communiqués MCC

Communiqués MCC, Communiqués Officiels

MCC-OMDA: FANAMBARANA 

Manoloana ny savorovoro iniana aparitaka mikasika ny firosoana amin’ny fanavaozana ny fitantanana ny « Office Malagasy du Droit d’Auteur » na OMDA, ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia mampatsiahy ny besinimaro fa : FATRA-PANAJA AMIN’NY ANTSIPIRIHANY NY VOALAZAN’NY DIDY AMAN-DALANA MANAN-KERY ETO AMIN’NY TANY SY NY FIRENENA…

Plateforme MCC DSI.