FAMPAHAFANTARANA HO AN’NY KANDIDA REHETRA AVY AMIN’NY ORTM
FAMPAHAFANTARANA HO AN’NY KANDIDA REHETRA AVY AMIN’NY ORTM
Ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa Ramatoa Gabriella Rahantanirina VAVITSARA no hisahana vonjimaika ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, araka ny didim-panjakana noraisin’ny Governemanta Ifarimbonana izay manaiky ny fametraham-pialan-dRamatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY.
Ny Minisitry ny Fampianarana Teknika sy ny Fanofanana arak’Asa Ramatoa Gabriella Rahantanirina VAVITSARA no hisahana vonjimaika ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, araka ny didim-panjakana noraisin’ny Governemanta Ifarimbonana izay manaiky ny fametraham-pialan-dRamatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY.
Nandritra ny fananganan-tsaina anio Alatsinainy 9 Oktobra 2023 no nanaovany Ramatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY veloma ireo mpiara-miasa eto anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina izay nitazona ny Minisitera nandritra ny 4 taona 8 volana ary 16 andro.
Nandritra ny fananganan-tsaina anio Alatsinainy 9 Oktobra 2023, no nanaovany Ramatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY veloma ireo mpiara-miasa eto anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina sy izay nitazona ny Minisitera nandritra ny 4 taona 8 volana ary 16 andro. Tao anatin’ny lahateny nataony no nisaorany ireo mpiara-miasa…
FANOLORANA FITAOVANA HO AN’NY TVM SY RNM AO SAMBAVA
FANOLORANA FITAOVANA HO AN’NY TVM SY RNM AO SAMBAVA Nandritra ny fandalovan-dRamatoa Minisitra Lalatiana RAKOTONDRAZAFY sy ny ekipany taty amin’ny Faritra SAVA, dia natolony omaly 5 Oktobra ny anjara fitaovan’ny TVM sy RNM ao Sambava. Fitaovana izay hanampy hahatsara ny kalitaon’ny tolotra homena ny mpanjifa…
TSY HO TOMPON-TRANO MIHONO AO AMIN’NY RNM /TVM
TSY HO TOMPON-TRANO MIHONO AO AMIN’NY RNM /TVM Taorian’ny tsy fisian’ny fandaharana herinandro vitsy dia hiverina amintsika indray ny fandaharana izay efa fanaratsika isaky ny Zoma dia ny fandaharana « Tsy ho tompon-trano mihono » iarahana amin’ny Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy izay Mpitondra Tenin’ny Governemanta. Hitondrana amintsika fanazavana…
FANOMANANA NY FANAVAOZANA GOAVANA IZAY HIROSOAN’NY RNM SY NY TVM TSY HO ELA
FANOMANANA NY FANAVAOZANA GOAVANA IZAY HIROSOAN’NY RNM SY NY TVM TSY HO ELA Manomana ny fanavaozana goavana izay hirosoan’ny RNM sy ny TVM tsy ho ela, ao anatin’ny fitsimbadihana mankany amin’ny haitao ara-kajy mirindra isika ankehitriny. Noho izany indrindra dia nitsidika sy niresaka amin’ireo mpiara-miombon’antoka…
VOAASA HANDRAY ANJARA AMIN’NY « INTERNATIONAL BROADCASTING CONVENTION » (IBC) 2023 ANY AMSTERDAM PAYS-BAS I MADAGASIKARA
VOAASA HANDRAY ANJARA AMIN’NY « INTERNATIONAL BROADCASTING CONVENTION » (IBC) 2023 ANY AMSTERDAM PAYS-BAS I MADAGASIKARA Voaasa handray anjara amin’ny « International Broadcasting Convention » (IBC) 2023 any Amsterdam Pays-Bas i Madagasikara amin’ny alàlan-dRamatoa Lalatiana Rakotondrazafy, minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina. Ny IBC no hetsika goavana…
NOTOKANANA NY ZOMA 8 SEPTAMBRA 2023 NY HAVORIA NA « AUDITORIUM ET MUSÉE DE L’AUDIOVISUEL DE MADAGASCAR »
NOTOKANANA NY ZOMA 8 SEPTAMBRA 2023 NY HAVORIA NA « AUDITORIUM ET MUSÉE DE L’AUDIOVISUEL DE MADAGASCAR » Fotodrafitr’asa moderina anomezan-danja ny vakoka sy tantara ary tahirin’ny haino amanjerim-pirenena ny HAVORIA. Mandrafitra azy ny Mozea mirakitra ny tantaran’ny haino amanjerim-panjakana sy ireo nisava làlana izany, ampirantiana ihany…
TSY HO TOMPON-TRANO MIHONO AO AMIN’NY RNM /TVM
TSY HO TOMPON-TRANO MIHONO AO AMIN’NY RNM /TVM Tao aorian’ny tsy fisian’ny fandaharana noho ny lalaon’ny Nosy dia hiverina amintsika indray ny fandaharana izay efa fanaratsika isaky ny Zoma dia ny fandaharana « Tsy ho tompon-trano mihono » iarahana amin’ny Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy izay Mpitondra Tenin’ny Governemanta….