22 Oct 2024

Catégorie : Culture

Autres, Culture

AKON’ NY FARITRA VAKINAKARATRA 

AKON’ NY FARITRA VAKINAKARATRA Rehefa avy nandalo tany amin’ny Faritra Amoron’i Mania ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝐌𝐀𝐑𝐀 𝐕𝐨𝐥𝐚𝐦𝐢𝐫𝐚𝐧𝐭𝐲 𝐃𝐨𝐧𝐧𝐚, dia nandeha ifotony tany amin’ny faritra Vakinankaratra indray, tamin’iny faran’ny herinandro iny . Nifampihaino sy niresaka tamin’ireo mpiara-miasa tany an-toerana izy ary nanamafy…

Autres, Culture

FIFANINANAM-PIRENENA HO AN’NY LITERATIORA 2024 

FIFANINANAM-PIRENENA HO AN’NY LITERATIORA 2024 Mampatsiahy antsika ny fisian’ny 𝐅𝐈𝐅𝐀𝐍𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀 𝐇𝐎 𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐋𝐈𝐓𝐄𝐑𝐀𝐓𝐈𝐎𝐑𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟒, izay karakarain’ny minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ary efa nisokatra nanomboka ny volana Jona lasa teo. Tsy mbola tara ny fahafahana mandray anjara. Ny 1 janoary 2025 vao hifarana ny fandraisana…

Culture, Evènement culturel

FITOKANANA NY « MAISON ONY » 

FITOKANANA NY « MAISON ONY » Vonona hatrany hanohana ireo tetikasa samihafa mampiroborobo ny famoronana sy manome sehatra hahafahan’ireo mpisehatra ara-kolotoraly mivelatra, ny minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina. Nitokana ny ivotoerana ara-kolotoraly  » MAISON ONY », natsangan’ilay mpanakanto frantsay Orelsan sy ny vadiny, ny minisitry ny Serasera sy…

Culture, Patrimoines Culturels

FITSIDIHAN’ NY AMBASADAORO VAOVAO’ I RWANDA SEM EMMANUEL HATEGEKA MIVADY NY ROVAN’ I MADAGASIKARA 

FITSIDIHAN’ NY AMBASADAORO VAOVAO’ I RWANDA SEM EMMANUEL HATEGEKA MIVADY NY ROVAN’ I MADAGASIKARA Mankasitraka ny Ambasadaoro vaovaon’i Rwanda, 𝐒𝐄𝐌 𝐄𝐦𝐦𝐚𝐧𝐮𝐞𝐥 𝐇𝐀𝐓𝐄𝐆𝐄𝐊𝐀 mivady, tonga nitsidika ny Rovan’i Madagasikara, ny Alakamisy 17 oktobra 2024. Tongasoa eto Madagasikara tompoko!

Culture, Patrimoines Culturels

AKON’ NY FARITRA AMORON’ I MANIA 

AKON’ NY FARITRA AMORON’ I MANIA Taorian’ny Faritra SAVA, nitsidika ny Faritra Amoron’i Mania ramatoa Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝐌𝐀𝐑𝐀 𝐕𝐨𝐥𝐚𝐦𝐢𝐫𝐚𝐧𝐭𝐲 𝐃𝐨𝐧𝐧𝐚 tamin’ity herinandro ity. Manomboka eny ifotony ny fiovana hoy ramatoa minisitra. Zava-dehibe ho azy ny fanomezana hasina ny kolontsaina sy ny…

Autres, Culture

AKON’NY FAMPAHATSIAHIVINA NY FAHATERAHAN’NY REPIBLIKA I  

AKON’NY FAMPAHATSIAHIVINA NY FAHATERAHAN’NY REPIBLIKA I Nosokafana ho toeram-pampirantiana ny tantaran’ny Repobilika nanomboka ny taona 1958, ny lapan’Andafiavaratra. Isaky ny enim-bolana no miova ny fampirantiana. Ho fanombohana izany sady ho fanamarihana ny datin’ny 14 oktobra dia mikarakara fampirantiana tahirin-tsary sy tahirin-kevitra ny minisiteran’ny Serasera sy…

Arts et Promotion Artistique, Culture

TSIAHY HO AN’ NY FAHATERAHAN’ NY REPOBLIKA I 

TSIAHY HO AN’ NY FAHATERAHAN’ NY REPOBLIKA I Ny minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina dia mikarakara fampirantiana tahirin-tsary, ho fanamarihana ny daty nahaterahan’ny repobilika malagasy voalohany, ny 14 oktobra 2024, eny amin’ny lapan’ny Praiminisitra Rainilaiarivony eny Andafiavaratra. Hisy ny famelabelaran-kevitra iarahana amin’andriamatoa Julien Rakotonarivo, Mpahay…

Culture, Promotion Langue Malagasy

´𝐍𝐃𝐀𝐎 𝐇𝐈𝐀𝐍𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐅𝐈𝐓𝐄𝐍𝐈𝐌-𝐏𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 

´𝐍𝐃𝐀𝐎 𝐇𝐈𝐀𝐍𝐀𝐓𝐑𝐀 𝐅𝐈𝐓𝐄𝐍𝐈𝐌-𝐏𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 Ireto ny voambolana iantsoana ny SOKAJIN’OLONA ao amin’ny fianakaviana amin’ny faritra SAVA « 𝐻𝑎𝑟𝑒𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑡𝑒𝑛𝑦 𝑠𝑦 𝑓𝑖𝑡𝑒𝑛𝑦 𝑚𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦 »

Plateforme MCC DSI.