29 Mar 2024

Catégorie : Culture

Culture, Patrimoines Culturels

« EJIPTA »: HIZARA TRAIKEFA MOMBA NY FIKOLOKOLOANA IREO HAREM-BAKOKA 

« EJIPTA »: HIZARA TRAIKEFA MOMBA NY FIKOLOKOLOANA IREO HAREM-BAKOKA Nanao fitsidihana ara-pomba fifanajana ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐎𝐑𝐎 𝐀𝐮𝐠𝐮𝐬𝐭𝐢𝐧 androany alatsinainy 25 Marsa ny masoivohon’i 𝑬𝒋𝒊𝒑𝒕𝒂 monina sy miasa eto amintsika 𝑹𝒂𝒃𝒂𝒃 𝑺. 𝑨𝒃𝒅𝒆𝒍𝒉𝒂𝒅𝒊. Nisaotra ny minisitry ny Kolontsaina Ejiptiana ramatoa 𝑵𝒆𝒗𝒆𝒆𝒏 𝑨𝒍-𝑲𝒊𝒍𝒂𝒏𝒚…

Culture, Promotion Langue Malagasy

FAMOAHAM-BOKY  » IKALOMANGA » 

FAMOAHAM-BOKY  » IKALOMANGA »  » 𝗜𝗞𝗔𝗟𝗢𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔 «  Boky nosoratan’i 𝑪𝒍𝒂𝒓𝒊𝒔𝒔𝒆 𝐑𝐀𝐓𝐒𝐈𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐇𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀. 𝑇𝑜𝑒𝑟𝑎𝑛𝑎: Efitrano RADO, Tranombokim-pirenena Anosy. 𝑂𝑟𝑎: 10 ora maraina. #kanto #vakyboky #talenta #kolontsaina #MSK  

Culture, Identité culturelle

SEHATRY NY MPANORATRA 

SEHATRY NY MPANORATRA Mitohy ny fampahafantarana an’i 𝗥𝗔𝗗𝗜𝗔𝗟𝗙, 𝘗𝘰𝘦𝘵𝘢, 𝘮𝘱𝘢𝘯𝘰𝘳𝘢𝘵𝘳𝘢 avy any Vatomandry mandritra ity volana Marsa ity. Manasa antsika àry hianoka ny andiany faharoa amin’ny fampahafantarana an’i RADIALF. Hisy ny fihaonana mivantana amin’ity mpanoratra ity ny Alarobia 27 Marsa amin’ny 2 ora ao amin’ny…

Autres, Culture

MANDALO ETO MADAGASIKARA NY TALE JENERALIN’NY FANANTOTOLOANA FRANTSAY 

MANDALO ETO MADAGASIKARA NY TALE JENERALIN’NY FANANTOTOLOANA FRANTSAY 𝘕𝘪𝘩𝘢𝘰𝘯𝘢 𝘵𝘢𝘮𝘪𝘯’𝘯𝘺 𝘮𝘪𝘯𝘪𝘴𝘪𝘵𝘳𝘺 𝘯𝘺 𝘚𝘦𝘳𝘢𝘴𝘦𝘳𝘢 𝘴𝘺 𝘯𝘺 𝘒𝘰𝘭𝘰𝘯𝘵𝘴𝘢𝘪𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘥𝘦𝘭𝘦𝘨𝘢𝘴𝘪𝘰𝘯𝘢 𝘯𝘰𝘵𝘢𝘳𝘪𝘩𝘪𝘯𝘺. Amin’izao fandalovany eto Madagasikara izao dia tonga nitafa mivantana tamin’ny minisitry Serasera sy ny Kolontsaina 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗢𝗥𝗢 𝗔𝘂𝗴𝘂𝘀𝘁𝗶𝗻 ny Tale Jeneralin’ny Fanatontoloana, ny Kolontsaina, ny Fampianarana ary…

Culture, Identité culturelle, Promotion Langue Malagasy

SEHATRY NY MPANORATRA 

SEHATRY NY MPANORATRA 𝗥𝗔𝗗𝗜𝗔𝗟𝗙, 𝘗𝘰𝘦𝘵𝘢, 𝘮𝘱𝘢𝘯𝘰𝘳𝘢𝘵𝘳𝘢 avy any Vatomandry no atolotra amintsika mpiserasera eto anivon’ny tambajotra izay ankalazain’ny Minisitera amin’ity volana Marsa ity. Manasa antsika àry hianoka ny andiany voalohany amin’ny fampahafantarana an’i RADIALF. #poezia #poeta #zavakanto #kolontsaina #MSK

Culture, Evènement culturel

𝗔𝗻𝗴𝗮𝗻𝗼 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗣𝗼𝗲𝘇𝗶𝗮: 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗻-𝗸𝗮𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗳𝗶𝗯𝗲𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 

𝗔𝗻𝗴𝗮𝗻𝗼 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗣𝗼𝗲𝘇𝗶𝗮: 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝘁𝗮𝗻-𝗸𝗮𝗳𝗮𝘁𝗿𝗮 𝗳𝗶𝗯𝗲𝗮𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗵𝗼 𝗮𝗻’𝗻𝘆 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮  

Culture, Evènement culturel

 » 𝐅𝐄𝐓𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐎 𝐒𝐘 𝐏𝐎𝐄𝐙𝐈𝐀 «  

 » 𝐅𝐄𝐓𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐎 𝐒𝐘 𝐏𝐎𝐄𝐙𝐈𝐀 «  𝑭𝒂𝒏𝒌𝒂𝒍𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒎𝒂𝒏𝒆𝒓𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒂𝒏𝒈𝒂𝒏𝒐 ( 20 Marsa) 𝒔𝒚 𝒑𝒐𝒆𝒛𝒊𝒂 ( 21 Marsa).  » 𝐅𝐄𝐓𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐎 𝐒𝐘 𝐏𝐎𝐄𝐙𝐈𝐀 «  Fankalazana ofisialy hotanterahina ny Alarobia 𝟐𝟎 𝐌𝐚𝐫𝐬𝐚 2024, ao amin’ny 𝑯𝑨𝑽𝑶𝑹𝑰𝑨 (ORTM) Anosy. Hanamarika izany koa ireo Fitaleavam-paritry…

Culture, Patrimoines Culturels

FIAROVANA IREO HAREM-BAKOKA – ROVAN’ I MADAGASIKARA 

FIAROVANA IREO HAREM-BAKOKA – ROVAN’ I MADAGASIKARA Mitohy hatrany ireo ezaka ataon’ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina entina hiarovana ireo harembakoka. Taorian’ireo mpiasa misahana ny fikarakarana ny Rovan’Ambohimanga dia anjaran’ireo mpiasa eo anivon’ny 𝙍𝙤𝙫𝙖𝙣’𝙞 𝙈𝙖𝙙𝙖𝙜𝙖𝙨𝙞𝙠𝙖𝙧𝙖 indray no nahazo fiofanana momba ny fiarovana an’ity harembakoka ity…

Plateforme MCC DSI.