13 Mai 2024

Catégorie : Culture

Arts et Promotion Artistique, Culture

VAOVAOM-PARITRA (FARITRA BONGOLAVA) 

VAOVAOM-PARITRA (FARITRA BONGOLAVA) Notanterahina tao amin’ny 𝑪𝒆𝒏𝒕𝒓𝒆 𝒅’𝒊𝒏𝒄𝒖𝒃𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝑻𝒐𝒔𝒊𝒌’𝒂𝒓𝒕 any Tsiroanomandidy ny 02 sy 3 Avrily 2024 lasa teo ny fampiofanana ireo tanora misehatra amin’ny dihy sy mozika. Tanjona tamin’izany ny hanamafisana ny fahaiza-manaon’ireo tanora mba hahafahany miroso amin’ny sehatry ny matihanina, ka hahafahan’izy ireo…

Arts et Promotion Artistique, Culture, Evènement culturel

FAMPIRANTIANA « MEMORIA » AO AMIN’NY FONDATION H 

FAMPIRANTIANA « MEMORIA » AO AMIN’NY FONDATION H Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny harivan’ny Alarobia 3 Avrily 2024 ny fampirantiana iraisam-pirenena « 𝐌𝐞𝐦𝐨𝐫𝐢𝐚 » tanterahina ao amin’ny ivotoerana kolotoraly Fondation H eny Analakely ny 4 Avrily hatramin’ny 28 Febroary 2025. Artista afrikana vehivavy miisa 22 ahitana vehivavy Malagasy 8…

Culture, Promotion Langue Malagasy

NDAO HIANATRA FITENIM-PARITRA 

NDAO HIANATRA FITENIM-PARITRA 𝑵𝒅𝒂𝒐 𝒉𝒊𝒂𝒏𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒇𝒊𝒕𝒆𝒏𝒊𝒎-𝒑𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒂 Ohabolana Antanosy  » 𝗔𝗟𝗢𝗛𝗔 𝗟𝗔𝗦𝗔, 𝗡𝗬 𝗔𝗙𝗔𝗥𝗔 𝗧𝗦𝗬 𝗔𝗧𝗔𝗢 𝗦𝗔𝗦𝗬 «  𝑅𝑎𝑖𝑘𝑦 𝑎𝑏𝑦 𝑎𝑛𝑡𝑠𝑖𝑘𝑎, 𝑎𝑡𝑎𝑚𝑏𝑎𝑡𝑟’𝑒 𝑡𝑒𝑛𝑦 𝑚𝑎𝑙𝑎𝑔𝑎𝑠𝑦. #tenymalagasy #kolontsaina #MSK

Autres, Culture

𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂 – 𝑺𝒊𝒏𝒂: 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒗𝒆𝒍𝒐𝒎𝒃𝒐𝒍𝒐 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒗𝒐𝒂𝒓𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂-𝒎𝒊𝒂𝒔𝒂 

𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂 – 𝑺𝒊𝒏𝒂: 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒗𝒆𝒍𝒐𝒎𝒃𝒐𝒍𝒐 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒗𝒐𝒂𝒓𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂-𝒎𝒊𝒂𝒔𝒂 Nanao fitsidihana ara-pomba fifanajana ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐎𝐑𝐎 𝐀𝐮𝐠𝐮𝐬𝐭𝐢𝐧 androany talata 02 Avrily ny masoivoho vaovao an’i Sina monina sy miasa eto amintsika 𝗝𝗶 𝗣𝗜𝗡𝗚. Mahavelombolo ny fivoaran’ny fiaraha-miasa eo amin’ny Madagasikara sy Sina,…

Culture, Evènement culturel

𝑨𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒎𝒂𝒏𝒆𝒓𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒂𝒕𝒓𝒂 

𝑨𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒎𝒂𝒏𝒆𝒓𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒂𝒕𝒓𝒂 Tontosa io maraina io teny amin’ny Ivokolo Analakely, ny fanamarihana ofisialy ny « Andro maneran-tany ho an’ny teatra », izay nankalazaina androany. Nanamarika ny hetsika tamin’ity taona ity, ny fisian’ireo teatra niangalian’ireo mpianatra avy amina sekoly efatra tafakatra amin’ny dingana famaranana, tamin’ny…

Culture, Promotion Langue Malagasy

𝑽𝒐𝒍𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒂𝒚, 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒓𝒂𝒚 

𝑽𝒐𝒍𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒓𝒂𝒚, 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒓𝒂𝒚 Tafatafa sy fihaonana mivantana iarahana amin’i 𝐑𝐀𝐃𝐈𝐀𝐋𝐅 Alarobia 27 Marsa 2024. Amin’ny 2 ora sy sasany. Efitrano Dox, Tranombokim-pirenena Anosy. 𝑴𝒂𝒏𝒂𝒔𝒂 𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂!

Culture, Promotion Langue Malagasy

FAMOAHAM-BOKY: « IKALOMANGA » 

FAMOAHAM-BOKY: « IKALOMANGA » « 𝐈𝐊𝐀𝐋𝐎𝐌𝐀𝐍𝐆𝐀 »: 𝗛𝗮𝗿𝗲𝗺𝗯𝗮𝗸𝗼𝗸𝗮 𝘀𝘆 𝗵𝗮𝗿𝗲𝗻𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗻𝗴𝗮𝗻𝗮𝘀𝗮𝗻’𝗶 𝗖𝗹𝗮𝗿𝗶𝘀𝘀𝗲 𝗔. 𝗥𝗔𝗧𝗦𝗜𝗙𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗛𝗔𝗠𝗔𝗡𝗔𝗡𝗔 » Tontosa androany maraina tao amin’ny 𝐸𝑓𝑖𝑡𝑟𝑎𝑛𝑜 𝐷𝑜𝑥, Tranombokim-pirenena Anosy, ny famoahana tamin’ny fomba ôfisialy ny boky « 𝐈𝐊𝐀𝐋𝐎𝐌𝐀𝐍𝐆𝐀 » nosoratan’ilay andrarezin’ny literatiora malagasy 𝐂𝐥𝐚𝐫𝐢𝐬𝐬𝐞 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐑𝐀𝐓𝐒𝐈𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐇𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 ary novokarin’ny 𝐸𝑑𝑖siona 𝐴𝑚𝑏𝑜𝑧𝑜𝑛𝑡𝑎𝑛𝑦 tamin’ity volana marsa ity. Tantara nosoratany…

Culture, Patrimoines Culturels

« EJIPTA »: HIZARA TRAIKEFA MOMBA NY FIKOLOKOLOANA IREO HAREM-BAKOKA 

« EJIPTA »: HIZARA TRAIKEFA MOMBA NY FIKOLOKOLOANA IREO HAREM-BAKOKA Nanao fitsidihana ara-pomba fifanajana ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐎𝐑𝐎 𝐀𝐮𝐠𝐮𝐬𝐭𝐢𝐧 androany alatsinainy 25 Marsa ny masoivohon’i 𝑬𝒋𝒊𝒑𝒕𝒂 monina sy miasa eto amintsika 𝑹𝒂𝒃𝒂𝒃 𝑺. 𝑨𝒃𝒅𝒆𝒍𝒉𝒂𝒅𝒊. Nisaotra ny minisitry ny Kolontsaina Ejiptiana ramatoa 𝑵𝒆𝒗𝒆𝒆𝒏 𝑨𝒍-𝑲𝒊𝒍𝒂𝒏𝒚…

Culture, Promotion Langue Malagasy

FAMOAHAM-BOKY  » IKALOMANGA » 

FAMOAHAM-BOKY  » IKALOMANGA »  » 𝗜𝗞𝗔𝗟𝗢𝗠𝗔𝗡𝗚𝗔 «  Boky nosoratan’i 𝑪𝒍𝒂𝒓𝒊𝒔𝒔𝒆 𝐑𝐀𝐓𝐒𝐈𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐇𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀. 𝑇𝑜𝑒𝑟𝑎𝑛𝑎: Efitrano RADO, Tranombokim-pirenena Anosy. 𝑂𝑟𝑎: 10 ora maraina. #kanto #vakyboky #talenta #kolontsaina #MSK  

Culture, Identité culturelle

SEHATRY NY MPANORATRA 

SEHATRY NY MPANORATRA Mitohy ny fampahafantarana an’i 𝗥𝗔𝗗𝗜𝗔𝗟𝗙, 𝘗𝘰𝘦𝘵𝘢, 𝘮𝘱𝘢𝘯𝘰𝘳𝘢𝘵𝘳𝘢 avy any Vatomandry mandritra ity volana Marsa ity. Manasa antsika àry hianoka ny andiany faharoa amin’ny fampahafantarana an’i RADIALF. Hisy ny fihaonana mivantana amin’ity mpanoratra ity ny Alarobia 27 Marsa amin’ny 2 ora ao amin’ny…

Plateforme MCC DSI.