SEHATRY NY MPANORATRA

𝗥𝗔𝗗𝗜𝗔𝗟𝗙, 𝘗𝘰𝘦𝘵𝘢, 𝘮𝘱𝘢𝘯𝘰𝘳𝘢𝘵𝘳𝘢 avy any Vatomandry no atolotra amintsika mpiserasera eto anivon’ny tambajotra izay ankalazain’ny Minisitera amin’ity volana Marsa ity.

Manasa antsika àry hianoka ny andiany voalohany amin’ny fampahafantarana an’i RADIALF.

#poezia #poeta #zavakanto #kolontsaina #MSK