20 Sep 2023

Catégorie : Education civique & citoyenne

Autres, Education civique & citoyenne

JIOI TENNIS: NANOLOTRA FAMPITAOVANA HO AN’NY DELEGASIONA MALAGASY IREO MINISTRA MPIAHY MANDRITRAN’NY LALAO NY NOSY 

JIOI TENNIS: NANOLOTRA FAMPITAOVANA HO AN’NY DELEGASIONA MALAGASY IREO MINISTRA MPIAHY MANDRITRAN’NY LALAO NY NOSY 4 andro mialohan’ny handraisan’i Madagasikara ny Lalaon’ny Nosy andiany faha-11, tonga nihaona tamin’ireo atleta 12 mianadahy hiaro ny voninahi-pirenena amin’ny taranja Tennis, androany teny amin’ny Kianja ACSA Ambohidahy, ireo Ministra…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO VOLANA AOGOSITRA: NIARA-NISALAHY NANADIO SY NANAJARY NY LAPA ANDAFIAVARATRA NY EKIPAN’NY MSK 

TAGNAMARO VOLANA AOGOSITRA: NIARA-NISALAHY NANADIO SY NANAJARY NY LAPA ANDAFIAVARATRA NY EKIPAN’NY MSK Handray fivorian-dehibe iraisam-pirenena momba ny Harembakoka iraisan’izao tontolo izao na « Patrimoine mondial », afaka andro vitsy, ny Lapa Andafiavaratra izay toeram-piasan’ny Praiminisitra tamin’ny andron’ny faha Mpanjaka. Nifamotoana teto noho izany ny mpiasan’ny Minisiteran’ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

AKON’NY TAGNAMARO VOLANA AOGOSITRA FARITRA BONGOLAVA DISTRIKAN’NY TSIROANOMANDIDY 

AKON’NY TAGNAMARO VOLANA AOGOSITRA FARITRA BONGOLAVA DISTRIKAN’NY TSIROANOMANDIDY Fikojakojana ny zaridaina TOSIK’ART sy ny fanadiovana faobe ny biraon’ny TVM sy RNM Ambohitsoa no asa notanterahina. Tonga nifanome tanana an-tsitrapo tamin’ny mpiara-miasa teo anivon’ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Bongolava nandritra ny hetsika, ny fikambanana…

Plateforme MCC DSI.