ADY HIRAGASY GOAVANA

Atolotra anao indray ny ady Hiragasy goavana, eny amin’ny KIANJAN’NY HIRAGASY Ampefiloha ny Alahady 1 Oktobra manomboka amin’ny 10 ora maraina.

RAZANAMANANA POTO hifanandrina amin’i RANOELISON AMPAHIMANGA.

TONGAVA MARO