23 Juil 2024

Auteur/autrice : redac

Culture, Evènement culturel

𝑰𝒓𝒂𝒚 𝒗𝒐𝒍𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚. 

𝑰𝒓𝒂𝒚 𝒗𝒐𝒍𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚. Fifaninanana soratononina ho an’ireo mpiasan’ny raharaham-bahiny. Nandray anjara tamin’ny fankalazana ny iray volana anandratana ny teny malagasy ny ministeran’ny Raharaham-bahiny, ka nandray fifaninanana tamin’ny soratononina nampanaovin’ny fitaleavana misahana ny fampiroboroboana ny teny malagasy eto anivon’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina ny…

Culture, Evènement culturel

𝑰𝒓𝒂𝒚 𝒗𝒐𝒍𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚, 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒎𝒆 𝒔𝒆𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒏𝒚 𝒎𝒊𝒏𝒊𝒔𝒊𝒕𝒆𝒓𝒂. 

𝑰𝒓𝒂𝒚 𝒗𝒐𝒍𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚, 𝒎𝒂𝒏𝒐𝒎𝒆 𝒔𝒆𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒎𝒑𝒂𝒏𝒐𝒓𝒂𝒕𝒓𝒂 𝒏𝒚 𝒎𝒊𝒏𝒊𝒔𝒊𝒕𝒆𝒓𝒂. Tafiditra ao anatin’ireo hetsika samihafa hanamarihana ny 𝑰𝒓𝒂𝒚 𝑽𝒐𝒍𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒆𝒏𝒚 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚 ny fampahafantarana boky niarahana tamin’ireo mpanoratra natao tao amin’ny efitrano Dox ao amin’ny tranombokim-pirenena Anosy ny 21 Jona lasa teo. « 𝐿𝑜𝑣𝑎 𝑚𝑖𝑝𝑒𝑡𝑟𝑎𝑘𝑎 ℎ𝑜…

Autres, Culture

𝐌𝐎𝐙𝐄𝐀 𝐒𝐘 𝐇𝐀𝐑𝐄𝐌-𝐁𝐀𝐊𝐎𝐊𝐀 

𝐌𝐎𝐙𝐄𝐀 𝐒𝐘 𝐇𝐀𝐑𝐄𝐌-𝐁𝐀𝐊𝐎𝐊𝐀 𝑵𝒐𝒎𝒆𝒏𝒂 𝒇𝒊𝒐𝒇𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒐𝒎𝒃𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒌𝒂𝒋𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒂𝒌𝒂𝒏𝒋𝒐 𝒏𝒚 𝒎𝒑𝒊𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂𝒏𝒂 𝒎𝒐𝒛𝒆𝒂 𝒎𝒂𝒍𝒂𝒈𝒂𝒔𝒚. Iray amin’ireo andraikitra sahanin’ny minisitera misahana ny kolotsaina ary iraka manokana nampanaovin’Andriamatoa Filohan’ny Repoblika azy ny fikajiana ireo harem-bakom-pirenena sy iraisam-pirenena eto amin’ny tanin’ny repoblikan’i Madagasikara. Ain-dehiben’ny mozea sy ny harem-bakoka…

Plateforme MCC DSI.