JONA 2022/ IRAY VOLAN’NY TENY MALAGASY

JONA 2022/ IRAY VOLAN’NY TENY MALAGASY

Isan’ny fanamby lehibe napetrakin’ny 𝕄𝕚𝕟𝕚𝕤𝕚𝕥𝕖𝕣𝕒𝕟’𝕟𝕪 𝕊𝕖𝕣𝕒𝕤𝕖𝕣𝕒 𝕤𝕪 𝕟𝕪 𝕂𝕠𝕝𝕠𝕟𝕥𝕤𝕒𝕚𝕟𝕒 ny fanomezan-kasina sy ny fampiroboroboana ny teny malagasy ho fanoitra lehibe hampandrosoana ny firenena.

Manoloana izany, ho fankalazana ny 𝕚𝕣𝕒𝕪 𝕧𝕠𝕝𝕒𝕟’𝕟𝕪 𝕥𝕖𝕟𝕪 𝕞𝕒𝕝𝕒𝕘𝕒𝕤𝕪 ny volana jona 2022 dia misokatra ny fifaninanam-pirenena ho an’ny 𝚕𝚒𝚝𝚎𝚛𝚊𝚝𝚒𝚘𝚛𝚊 𝚊𝚗-𝚝𝚜𝚘𝚛𝚊𝚝𝚛𝚊 𝚖𝚊𝚕𝚊𝚐𝚊𝚜𝚢.