TAFA HATAON’NY FILOHA AO AMIN’NY TVM

Hitafa amintsika Malagasy ny Filohan’ny Repoblikan’i Madagasikara Andry RAJOELINA ny alahady 16 jolay 2023 amin’ny 8ora alina.
Harahantsika mivantana ao amin’ny Televisiona Nasionaly sy ny Radiom-pirenena Malagasy.