KIANJAN’NY HIRAGASY Ampefiloha

Nankafizintsika ve ny ady Hiragasy tamin’ny Alahady teo? Ity indray ary ny manaraka, amin’ny 26 Novambra ho avy izao manomboka amin’ny 10ora maraina: RAFARAHASIMANGA GEORGINE Ambohimandroso no hifanandrina amin-dRAMAROSON AMPAHIMANGA

Tsy misy ny vidim-pidirana fa rakitra hatrany no hotantazana.

Ao AMIN’NY KIANJAN’NY HIRAGASY Ampefiloha hatrany no toerana.