Faly miarahaba ny gazety 𝐓𝐀𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀, ao anatin’ny vondrona π‘΅π’†π’˜π’”π’Žπ’‚π’…π’‚, izay mankalaza ny faha 20 taona nisiany androany 19 febroary 2024.

Iray amin’ireo gazety nanamarika ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara ary mampiroborobo sy mampiasa ny teny Malagasy ho fitaovana mahomby entina hikirakirana sy hampitana vaovao ho an’ny mpamaky .

Ho soa hatrany ny 20 taona manaraka!