KLIOBA FAMAKIAM-BOKY « VAVITIANA »

???????-??????? – ?????????

Fantatrao ve fa efa misy klioba famakiam-boky na ???? ?? ??????? izao any Toamasina?

Andriambavilanitra maromaro, mpankafy literatiora no namorona izany ary nampitondrainy ny anaran’ny toerana nihaonan’izy ireo voalohany dia ny ????? ?????????.

Ilay boky « best seller » mitondra ny lohateny « ????????? ?̀ ?’?́??????, ??????? ??????? ?? ???? ???? ?? ????? ?? ????? » nosoratan’i ???? ????? no nofidian’izy ireo hanombohana ny vaky boky iraisana.

Mendrim-piderana ny finiavana sy ezaka hampiroborobo ny vaky boky ho an’ny daholobe toy izao izay mifanindran-dàlana tanteraka amin’ny fandaharanasan’ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina  » ???? ?????? ???? « .

Sehatra tsy dia misy loatra koa ao Toamasina ny ???? ?? ??????? natokana ho an’ny daholobe, ka amporisihina ny firoboroboan’izany, hoy ny Talem-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina any amin’ny Faritra Atsinanana HARISON Stéphanio André, izay naneho fahavononana hanampy amin’ny fisafidianana ireo boky hovakiana.

‼️‼️Ho antsika any Toamasina izay liana hanatevin-daharana ny ?????? ????????-???? ????????? dia isaky ny faran’ny herinandro na ny Sabotsy hariva amin’ny 3 ora, na ny Alahady maraina amin’ny 9 ora ireo mpankafy literatiora no mifanome fotoana hiaraka hamaky boky.

#vakiboky #ndaohamakyboky #kolontsaina #MSK