ALLIANCE FRANCAISE DE TANANARIVE – HANOME SAHATRA BEBE KOKOA IREO TANORA SY ARTISTA

Nanatrika ny lanonana fametrahana ny vato fototra ny fotodrafitrasa vaovao an’ny Alliance Française de Tananarive eny Andavamamba io maraina io ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina ANDRIAMANANORO Augustin. Teny antoerana koa nanatrika ity lanonana fohy ity ny minisitry ny raharaham-bahiny RASATA Rafaravavitafika, ny Tale jeneralin’ny Fanantontoloana, Kolontsaina, Fampianarana ary Fampandrosoana iraisampirenena eo anivon’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny frantsay Aurélien Lechevallier izay manao fitsidihina ofisialy eto amintsika, ary ny masoivoho frantsay Arnaud Guillois.

Fotodrafitrasa vaovao tafiditra anatin’ny tetikasa fanitarana ny AFT andiany faharoa ity natomboka tamin’ny fomba ofisialy androany ity. Tanjon’ny AFT ny hanome sehatra bebe kokoa ny lafiny ara-kolotoraly sy artistika ho fitrandrahana ireo talenta eto antoerana. Ny Alliances Françaises rehetra eto Madagasikara izay voalohany maneran-tany noho ny hamaroan’ireo mpikambana ao aminy. Manana ny toerany lehibe eo amin’ny fampianarana sy fanofanana ireo tanora sy fampiroboroboana ny kolontsaina koa ity rafitra ity, hoy ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina nandritra ny lahateniny.

(??????? ?????̧????)

????????? ?? ?’???????? ?????̧???? ?? ?????????? : ????????? ???????????́? ?’????????????? ???? ?? ??????????́ ??????.

M. Augustin Andriamananoro, Ministre de la Communication et de la Culture, a assisté aujourd’hui à la cérémonie de pose de la première pierre du nouveau bâtiment de l’Alliance Française de Tananarive, dans le cadre de la deuxième phase de son projet d’extension. La cérémonie s’est déroulée en présence de personnalités de marque, notamment M. Aurélien Lechevallier, Directeur Général de la Mondialisation, de la Culture, de l’Enseignement et du Développement International au sein du Ministère de l’Europe et des Affaires Étrangères Français, en visite officielle à Madagascar, M. Arnaud Guillois, Ambassadeur de France à Madagascar, et Mme Rasata Rafaravavitafika, Ministre des Affaires Étrangères.

Dans son allocution, le Ministre de la Communication et de la Culture a souligné l’importance des Alliances françaises de Madagascar, le premier réseau au monde, dans l’éducation et la formation des jeunes dans le pays.

Le ministère de la Communication et de la Culture salue les efforts d’expansion de l’Alliance Française à Antananarivo, qui ouvrent de nouvelles perspectives en matière d’éducation, de culture et d’art pour la communauté locale.

Alliances Françaises de Madagascar Ambassade de France à Madagascar