SOATOAVINA

SOATOAVINA », fandaharana vokarin’ny Ministeran’ny serasera sy kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha malagasy.

Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe: «FOMBA AMAM-PANAO MANODIDINA NY FAHATERAHANA»

Faritra:Matsiatra Ambony, Amoron’i Mania, Vatovavy, Fitovinany, Atsimo Atsinanana, Atsimo Andrefana ary Anôsy

Harahinao:

– ao amin’ny RNM anio Alarobia 23 febroary amin’ny 8 ora sy sasany alina

– ao amin’ny TVM ny Alahady 27 febroary amin’ny 8 ora alina,

ary ho hitanao ao amin’ny tranonkalan’ny Ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.