« SOATOAVINA »

Fandaharana vokarin’ny Minisiteran’ny serasera sy kolontsaina isam-bolana, hanasongadinana ny maha Malagasy.

Ny lohahevitra amin’ity volana ity dia milohateny hoe :

«FOMBA AMAM-PANAO MANODIDINA NY FANAMBADIANA»

Faritra : BETSIBOKA, BOENY, DIANA, SAVA.

Harahinao ao amin’ny TVM ny Alahady 29 mey amin’ny 8 ora latsaka fahefany alina.