KOFERANSA MOMBA NY SORATRA

Ho fanomezana sehatra sy tohana hatrany ny mpanoratra, hanasana antsika ny fanatrehana ny KONFERANSA MOMBA NY SORATRA izay hotontosaina ny Alarobia 6 Jolay izao manomboka amin’ny 2 ora sy sasany tolakandro.

Toerana: Efitrano DOX, Tranombokim-pirenena Anosy