HETSIKA HO FAHATSIAROVANA AN’ I RAMAMPY PIERRE SY EUGENE LECHAT

Ho fahatsiarovana an’i RAMAMPY Pierre sy Eugène LECHAT dia hisy ny hetsika fampahafantarana boky mirakitra ny tantaram-piainan’izy ireo, ny Alakamisy 22 Desambra 2022 izao.

Izany dia hatao ao amin’ny efitrano Jaomanoro, Tranombokim-pirenena Anosy manomboka amin’ny 10:30 maraina.