TAGNAMARO AMBOASARY ATSIMO

Fanamboarana Table banc teny amin’ny EPP ny Kaominina Ambanivohitry Behara no nisafidianan’ny Délégation ny Serasera sy ny Kolontsaina aty amin’ny district ny Amboasary Atsimo ny fanokafana ny Tagnamaro voalohany amin’ity taona 2023 ity.

Nifanome tanana tamin’izao hetsika izao ny fikambanan’ny tanora eny amin’ny commune Behara, ny mpianatra sy ny mpanabe.

Navitrika tokoa ny mpandray anjara.