25 Juil 2024

Catégorie : Le Ministère

Le Ministère

𝑨𝒌𝒐𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒌𝒂𝒍𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒆𝒕𝒊𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 26 𝒋𝒐𝒏𝒂 2024 

𝑨𝒌𝒐𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒌𝒂𝒍𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝒇𝒆𝒕𝒊𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 26 𝒋𝒐𝒏𝒂 2024. Sary vitsivitsy nanamarika ny matso lehibe notanterahina teny amin’ny kianja BAREA Mahamasina. 𝑁𝑎𝑘𝑎 𝑛𝑦 𝑠𝑎𝑟𝑦: Présidence de la République de Madagascar

Le Ministère

𝟮𝟵 𝗠𝗮𝗿𝘀𝗮 𝟭𝟵𝟰𝟳 – 𝟮𝟵 𝗠𝗮𝗿𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟰 

𝟮𝟵 𝗠𝗮𝗿𝘀𝗮 𝟭𝟵𝟰𝟳 – 𝟮𝟵 𝗠𝗮𝗿𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟰 Nandrehitra ny afon’ny fitiavan-tanindrazana ary nametraka fehezam-boninkazo teny amin’ny fasan’ireo maherifo teny amin’ny Mausolée Avaratr’Ambohitsaina ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA. « 𝑁𝑦 𝑓𝑖𝑡𝑖𝑣𝑎𝑛-𝑡𝑎𝑛𝑖𝑛𝑑𝑟𝑎𝑧𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑜 𝑓𝑜𝑡𝑜𝑡𝑟𝑦 𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑚𝑝𝑎𝑛𝑑𝑟𝑜𝑠𝑜𝑎𝑛𝑎 » hoy izy tao anatin’ny lahateny fahatsiarovana ireo martioran’ny tolom-panafahana. Sary vitsivitsy nanamarika ny…

Le Ministère

29 𝙈𝒂𝙧𝒔𝙖 

29 𝙈𝒂𝙧𝒔𝙖 Hangina tsy hiresaka aho hanakombona ny molotro, amin’io fotoana io. Fa hihaino kosa indray izay mba hafatry ny lasa tiany hovolanina amiko… horenesiko eo daholo na ny faniniany feno, na ny fandrisihany ahy… Ary ho ekeko manontolo. Hosaronan-damba mainty ny fitaratro ao an’efitro…

Le Ministère

𝟮𝟵 𝗠𝗮𝗿𝘀𝗮 𝟭𝟵𝟰𝟳 – 𝟮𝟵 𝗠𝗮𝗿𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟰 

𝟮𝟵 𝗠𝗮𝗿𝘀𝗮 𝟭𝟵𝟰𝟳 – 𝟮𝟵 𝗠𝗮𝗿𝘀𝗮 𝟮𝟬𝟮𝟰 Ho fahatsiarovana ny datin’ny 29 Marsa 1947 dia arahinao ao amin’ny fahitalavi-pirenena TVM rahampitso 29 Marsa 2024 amin’ny 2 ora ny fandaharana manokana hiompana amin’ny tolom-panafahana sy ny tontolon’ny famokarana sy fanatontosana horonantsary. Hisy araka izany ny resadresaka…

Autres, Education civique & citoyenne

AKON’ NY FANANGANAN-TSAINA NY ALATSINAINY 4 MARTSA 2024 

AKON’ NY FANANGANAN-TSAINA NY ALATSINAINY 4 MARTSA 2024 Nitarika ny fananganan-tsaina teto Anosy, omaly maraina, ny Minisitra 𝐀𝐮𝐠𝐮𝐬𝐭𝐢𝐧 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐎𝐑𝐎. Nizara ireo asa sy hetsika samihafa hotanterahina eto anivon’ny ministera mandritra ity volana ity Andriamatoa Minisitra nandritra ny lahateny fohy nataony nanoloana ireo mpiara-miasa rehetra. Noresahiny…

Plateforme MCC DSI.