23 Fév 2024

Catégorie : Tagnamaro

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO DISTRIKAN’I ANKAZOABO (FARITRA ATSIMO-ANDREFANA) 

TAGNAMARO DISTRIKAN’I ANKAZOABO (FARITRA ATSIMO-ANDREFANA) Tontosa ny Asabotsy 30 Desambra 2023 tao amin’ny kaominina ambanivohitry ny Tandrano Distrikan’ Ankazoabo Atsimo ny Tagnamaro fandiovana ny manodidina biraon’ny kaominina sy Tobim-pahasalana CSBII. Tonga nadray anjara tamin’izay ny avy @ kaominina , Fahasalamana , Lehiben’ny Fokontany sy ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO KAOMININA BEZAHA DISTRIKAN’I BETIOKY ATSIMO (FARITRA ATSIMO-ANDREFANA). 

TAGNAMARO KAOMININA BEZAHA DISTRIKAN’I BETIOKY ATSIMO (FARITRA ATSIMO-ANDREFANA). Tontosa ny Alakamisy faha 28 Desambra 2023 ny tagnamaro teto Bezaha,fanamboarana lalana avy eny amin’ny camp miaramila (2ème compagnie d’infanterie) hatraty atapotanan’ny Bezaha izay niarahan’ireo fikambanana DINABE sy ny délegasiona serasera sy kolontsaina Bezaha no nitarika ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO DISTRIKAN’I SAKARAHA (FARITRA ATSIMO-ANDREFANA) 

TAGNAMARO DISTRIKAN’I SAKARAHA (FARITRA ATSIMO-ANDREFANA) Fanatsarana sy fanadiovana ny toerana fambolen-kazo eny amin’ny station forestière Sakaraha,izay mirefy 1Ha no asa natao nandritry ny Tagnamaro volana Desambra. Izany dia niarahana tamin’ny mpiasa avy eo anivon’ny sampandraharahan’ny tontolo iainana eto amin’ny Distrikan’i Sakaraha sy ny avy ao…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO BETROKA 

TAGNAMARO BETROKA Nofaranana tamin’ny alalan’ny fanentanana nitety Fokontany tao Betroka an-tampon-tanana ny Tagnamaro an-diany volana desambra tamin’ity taona 2023 ity . Fanentanana niompana taminy fampanjakana ny zon’ny Ankizy , ny fampanjakana ny fahasamihafana eo anivon’ny fiaraha-monina , hampiray lenta ny zo fototra maha olona ny…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO TOLAGNARO 

TAGNAMARO TOLAGNARO 50 ny tokantrano marefo ara-pivelomana nisitraka vary sy fitafy ary zavatra ilaina andavanandro nandritra ny hetsika TAGNAMARON’NY FANOMEZANA , andiany faha-dimy izay notanterahina teto Tôlagnaro. Ny Kômity Mpandrindra ny hetsika Tagnamaro eto Anôsy (KMTA) izay tarihin’ny Fitaleavam-Paritrin’ny Sersesera sy ny Kolontsaina no nitoto…

Education civique & citoyenne, Tagnamaro

TAGNAMARO MANOKANA AMBATONDRAZAKA 

TAGNAMARO MANOKANA AMBATONDRAZAKA. Nanatanteraka hetsika TAGNAMARO tao amin’ny fonjan’Ambatondrazaka ny Fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Alaotra Mangoro niaraka tamin’ny fikambanana ABED Madagascar, androany sabotsy 23 desambra 2023. Nojerena manokana tamin’izany ireo vehivavy voafonja sy ny ankizy tsy ampy taona. Fanomezana maro samihafa no natolotra…

Plateforme MCC DSI.