MIHAMY MADA FASHION 2023

Toamasina J-2

Anisan’ny asa fanomanana natao androany ny « CASTING » an’ireo mpilatro.

An-jatony ireo tanora mian-dahy miam-bavy no namaly ny antso ka tonga namonjy ny filatroana izay dingana sivana androany teny amin’ny MASÔVA 501.

Manana tanora manan-talenta tokoa ny tanànan’i Toamasina.

Arahabaina ireo 40 mianadahy voafantina. Misaotra sy mamporisika an’ireo rehetra nandray anjara.

Avy hatrany dia nisitraka fiofanana sy fanomanan-tsaina izy ireo. Mitohy rahampitso izany.

#mmf2023

#mmf501

#MihamyMadaFashion2023

#Minisiteran_ny_Serasera_sy_ny_Kolontsaina