JID: JOURNÉE INTERNATIONAL DE LA DANSE

Ny alatsinainy 01 Mey ho avy izao no ho karakaraina eny amin’ny Ivokolo Analakely ny fankalazana izany.

Manasa antsika rehetra mpankafy ny sehatry ny dihy.

Tsy misy ny vidim-pidirana.

#JMD

#journée_mondiale_de_la_danse

#ivokolo_analakely

#ofnac

#Minisiteran_ny_Serasera_sy_ny_Kolontsaina