MPANORATRA MALAGASY ๐Œ๐€๐‘๐ˆ๐„ ๐‘๐€๐๐‰๐€๐๐Ž๐‘๐Ž: NAMOAKA BOKY TAO AMINโ€™NY โ€‹โ€‹โ€‹โ€‹โ€‹UNESCO

โ€‹

Nandritra ny ๐’‰๐’†๐’“๐’Š๐’๐’‚๐’๐’…๐’“๐’ ๐’‚๐’“๐’‚-๐’Œ๐’๐’๐’๐’๐’•๐’”๐’‚๐’Š๐’๐’‚ ๐’‰๐’ ๐’‚๐’โ€™๐’Š ๐‘จ๐’‡๐’“๐’Š๐’Œ๐’‚ tao aminโ€™ny UNESCO Paris no namoahana ny boky ยซ ๐…๐ž๐ฎ๐ฑ, ๐Ÿ๐ขรจ๐ฏ๐ซ๐ž๐ฌ, ๐Ÿรด๐ซ๐ž๐ญ๐ฌ ยป izay nosoratanโ€™ilay mpanoratra malagasy ๐Œ๐€๐‘๐ˆ๐„ ๐‘๐€๐๐‰๐€๐๐Ž๐‘๐Ž. Ramatoa Lalatiana RAKOTONDRAZAFY, minisitry ny serasera sy ny kolontsaina no nitarika ny lanonana taminโ€™izany.

Miresaka ny tolonโ€™ireo tia tanindrazana nanoherana ny fanjanahan-tany frantsay taminโ€™ny 1947 taty Madagasikara ny boky.
Tovovavy malagasy nandranto fianarana tany Frantsa i Marie Ranjanoro, manana ny mari-pahaizana avy aminโ€™ny sampam-pianarana ยซ sciences politiques ยป tany Aix-en-Provence izy. 33 taona izy io namoaka ny bokiny voalohany io, fa efa nanomboka ny taona 2015 izy no nanoratra tanatina gazety boky sy ยซ ๐™—๐™ก๐™ค๐™œ๐™จ ยป isan-karazany. Ankoatra izay dia mpanao irony antsoina hoe ยซ ๐™ฅ๐™ค๐™™๐™˜๐™–๐™จ๐™ฉ ยป irony izy hiresahany mikasika ny zonโ€™ny vehivavy malagasy.

Ny trano mpanonta ยซ LATERIT ยป any Frantsa no namokatra sy nanonta ny bokiny, izay trano mpanonta miompana aminโ€™ny kolontsaina sy ny tantaranโ€™i Madagasikara.