ADY HIRAGASY AO AMIN’NY KIANJAN’ NY HIRAGASY AMPEFILOHA

Tompokovavy sy Tompokolahy,

Indro indray aroso antsika ny ADY HIRAGASY ao amin’ny KIANJAN’NY HIRAGASY Ampefiloha ny Alahady faha 3 Desambra ho avy izao.

Ry RAZOANIBE ANIVORANO no hifampitsapa amin-dry VALSON MAHASOLO.

Manomboka amin’ny 10ora maraina hatrany,

Tsy misy hatreto ny vidim-pidirana fa rakitra hatrany no hotantazana.