ยซย ๐—™๐—”๐—ง๐—ข๐—ง๐—ฅ๐—” ๐—ฆ๐—”๐—™๐—œ๐——๐—ฌย ยป: ๐™›๐™–๐™ข๐™ฅ๐™ž๐™ง๐™–๐™ฃ๐™ฉ๐™ž๐™–๐™ฃ๐™– ๐™–๐™ค ๐™–๐™ข๐™ž๐™ฃ’๐™ฃ๐™ฎ ๐™„๐™ซ๐™ค๐™ ๐™ค๐™ก๐™ค ๐™ฃ๐™ฎ 11 ๐™–๐™ซ๐™ง๐™ž๐™ก๐™ฎ- 20 ๐™ข๐™–๐™ฎ 2024

๐™‡๐˜ผ๐™„ฬˆ๐™‡๐˜ผ mpanakanto eo amin’ny sehatry ny sary hosodoko indray no hampiranty ny sanganasany ao amin’ny Galerie d’Art R.R RAPARIVO Ivokolo Analakely manomboka ny 11 aprily ka hatramin’ny 20 May 2024 ho avy izao.

Nampitondrainy ny loha-hevitra hoe ยซย ๐™๐™–๐™ฉ๐™ค๐™ฉ๐™ง๐™– ๐™จ๐™–๐™›๐™ž๐™™๐™ฎย ยป ity fampirantiana ity. Saika miompana eo amin’ny ยซย ๐˜ฑ๐˜ฐ๐˜ณ๐˜ต๐˜ณ๐˜ข๐˜ช๐˜ต ๐˜ข๐˜ฃ๐˜ด๐˜ต๐˜ณ๐˜ข๐˜ช๐˜ตย ยป ny fiangaliany ny kantony. Efa 5 taona izay no nidirany teo amin’io sehatra io, ary anisan’ny mpanakanto notohanan’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina hatrany izy.
Manasa antsika rehetra ary mba hitsidika ny varotra fampirantiana ho fanohanana ny tanora mpanakanto.