MISS / MISTER MALAGASY

Hanohana azy ireo ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina.

Nitsidika ara-pomba fanajana ny ????????? ?? ???????? ?? ?? ???????????, ????????? ℝ????????????? ?ℕ?ℝ????ℕ??ℝ???, tetsy amin’ny birao fiasany Anosy, i ℕ?sy ℝ?ℤ?????????? sy ℝ??? ℂ????? izay voafidy ho ???? ?? ?????? ???????? tao Frantsa ny taona ????.

Izy mianadahy ireto no hisolotena ny ???????? ???????? any Frantsa, hiantsoroka ny asa sosialy voafaritra ao anatin’ny fotoam-pitondran’izy ireo ny anaram-boninahitra, izay ho tanterahiny eto Madagasikara.

Mifototra amin’ny fanampiana ireo mpianatra eny amin’ny Sekoly ambaratonga fototra amina ???????? ?, isan’izany ny ao ?????????, ?????????, ℝ????????? ary ????????, ny asa ho tanterahin’izy mianadahy mandritra ny herinandro.

Vonona hatrany ny ???????????’?? ???????? ?? ?? ??????????? ny hitondra ny tantsoroka sy ny fanampiana azy ireo mandritra ny fotoana hanatanterahany ireo tetik’asa ireo eto Madagasikara.

Rehareha ny fananana tanora manana vina sy fijery lavitra tahaka azy mianadahy ireto hoy Ramatoa Minisitra Lalatiana Rakotondrazafy ANDRIATONGARIVO.