ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’ NY MOZEA – 18 MEY

 » ????? ℎ? ??’?? ??????????? ?? ?? ??????ℎ??? ».

Fantaro ny ampahany amin’ireo ireo mozea azo tsidihana eto amintsika.

– Mozean’ny Zandarimaria – Moramanga

Mandritra ny herinandro, ny 18 hatramin’ny 24 mey, dia hanaovana fampahafantarana amin’ny fahitalavi-pirenena sy eto amin’ny pejy fesibokin’ny ministeran’ny Serasera sy ny Kolontsaina, ireo mozea eto amintsika.