13 Mai 2024

Catégorie : Culture

Autres, Culture

SOATOAVINA / VEHIVAVY MALAGASY 

SOATOAVINA / VEHIVAVY MALAGASY Mahafaly ny minisiteran’ny Serasera sy ny kolontsaina ny manolotra antsika ny soatoavina raketin’ny fitafy, taovolo ary firavaky ny vehivavy malagasy. Na an-kafaliana na an-karatsiana dia misoritra eny amin’ny vehivavy hatrany ary miasa miaraka toy ny toko telo nahamasaka ny nahandro ny…

Autres, Culture, Patrimoines Culturels

FITSIDIHANA NY MOZEA VAVITIANA SY FAMBOLEN-KAZO AN-TANAN-DEHIBE TANY TOAMASINA 

FITSIDIHANA NY MOZEA VAVITIANA SY FAMBOLEN-KAZO AN-TANAN-DEHIBE TANY TOAMASINA Namaly ny fanasan’ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐎𝐑𝐎 𝐀𝐮𝐠𝐮𝐬𝐭𝐢𝐧 hitsidika ny mozea Vavitiana eto Toamasina ny minisitry ny Mponina sy ny Firaisan-kina, 𝐇𝐚𝐢𝐧𝐠𝐨 𝐅𝐨𝐦𝐞𝐧𝐝𝐫𝐚𝐳𝐚 androany. Ity ivotoerana ity izy natao hampirantiana sary sy hampianarana…

Autres, Culture

FIHAONANA TAMIN’ NY UNION DES PHOTOGRAPHES PROFESSIONNELS DE MADAGASCAR (UPPM) 

FIHAONANA TAMIN’ NY UNION DES PHOTOGRAPHES PROFESSIONNELS DE MADAGASCAR (UPPM) Nandray ny birao mpitantana ny UPPM na ny 𝙐𝒏𝙞𝒐𝙣 𝙙𝒆𝙨 𝙋𝒉𝙤𝒕𝙤𝒈𝙧𝒂𝙥𝒉𝙚𝒔 𝑷𝙧𝒐𝙛𝒆𝙨𝒔𝙞𝒐𝙣𝒏𝙚𝒍𝙨 𝙙𝒆 𝑴𝙖𝒅𝙖𝒈𝙖𝒔𝙘𝒂𝙧 ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐎𝐑𝐎 𝐀𝐮𝐠𝐮𝐬𝐭𝐢𝐧 ny Talata 05 Marsa 2024. Nifantohan’ny dinika ny endrika fiaraha-miasa azo apetraka…

Culture, Patrimoines Culturels

FITSIDIHANA NY ROVAN’I MADAGASIKARA NIARAHANA TAMIN’NY TALE JENERALIN’NY AFD 

FITSIDIHANA NY ROVAN’I MADAGASIKARA NIARAHANA TAMIN’NY TALE JENERALIN’NY AFD 𝑀𝑒𝑛𝑑𝑟𝑖-𝑝𝑖𝑑𝑒𝑟𝑎𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑒𝑧𝑎𝑘𝑦 𝑛𝑦 𝑓𝑖𝑡𝑜𝑛𝑑𝑟𝑎𝑚-𝑝𝑎𝑛𝑗𝑎𝑘𝑎𝑛𝑎 𝑡𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑟𝑒𝑛𝑎𝑛𝑎 𝑖𝑡𝑦 ℎ𝑎𝑟𝑒𝑚-𝑝𝑖𝑟𝑒𝑛𝑒𝑛𝑎 𝑖𝑡𝑦. Nitsidika ny 𝑹𝒐𝒗𝒂𝒏’𝒊 𝑴𝒂𝒅𝒂𝒈𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂 niaraka tamin’ny Tale Jeneralin’ny 𝐴𝑔𝑒𝑛𝑐𝑒 𝐹𝑟𝑎𝑛𝑐̧𝑎𝑖𝑠𝑒 𝑑𝑒 𝐷𝑒́𝑣𝑒𝑙𝑜𝑝𝑝𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡 (AFD) 𝐑𝐞́𝐦𝐲 𝐑𝐢𝐨𝐮𝐱, izay manao fitsidihana ofisialy eto amintsika ary ny masoivohon’ny Frantsa 𝐀𝐫𝐧𝐚𝐮𝐝…

Autres, Culture

FAMPIROBOROBOANA NY FANDRAHARAHANA ARA-KOLONTSAINA AMIN’NY ALALAN’NY TETIKASA PROM’ART 

FAMPIROBOROBOANA NY FANDRAHARAHANA ARA-KOLONTSAINA AMIN’NY ALALAN’NY TETIKASA PROM’ART Sehatra mahavelona sy afaka trandrahana ary andraharahana tsara ny tontolon’ny kolontsaina. Toy ny sehatr’asam-pandraharahana rehetra anefa dia ilaina fahaiza-manao sy fanarahana tari-dalana mazava izany mba hamelona sy hampiroborobo ny tsenan’ny zava-kanto eto amintsika. Lalana iray hahatongavana amin’izany…

Culture, Patrimoines Culturels

HAREMBAKO-PIRENENA PIC SAINT LOUIS ANY TOLAGNARO 

HAREMBAKO-PIRENENA PIC SAINT LOUIS ANY TOLAGNARO 𝗠𝗶𝗹𝗮 𝘁𝗿𝗮𝗻𝗱𝗿𝗮𝗵𝗶𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗵𝗮𝗿𝗲𝗺-𝗯𝗮𝗸𝗼𝗸𝗮 𝗺𝗯𝗮 𝗵𝗮𝗺𝗲𝗹𝗼𝗻𝗮 Vita sonia omaly Alakamisy 29 Febroary 2024 teny amin’ny IVOKOLO Analakely ny fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Minisiteran’ny Serasera sy ny Kolontsaina tarihin’ny minisitra 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐎𝐑𝐎 𝐀𝐮𝐠𝐮𝐬𝐭𝐢𝐧, ny tetikasa PIC (Pôles intégrés de Croissance) niaraka tamin’ny…

Culture, Promotion Langue Malagasy

𝐒𝐄𝐇𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐎𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 

𝐒𝐄𝐇𝐀𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐍𝐎𝐑𝐀𝐓𝐑𝐀 Mitohy ny fampahafantarana an’i 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐲 𝐄𝐥𝐫𝐚̀, 𝑃𝑜𝑒𝑡𝑎, 𝑀𝑝𝑎𝑛𝑜𝑟𝑎𝑡𝑟𝑎 avy any amin’ny faritra Itasy mandritra ity volana Febroary ity. Manasa antsika àry hianoka ny andiany faharoa amin’ny fampahafantarana an’i Andry Elrà. #Kolontsaina #Kanto #Poeta #MSK

Culture, Evènement culturel

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’ NY TEATRA 

ANDRO MANERAN-TANY HO AN’ NY TEATRA 𝗔𝗡𝗧𝗦𝗢 𝗙𝗜𝗦𝗢𝗥𝗔𝗧𝗔𝗡𝗔 𝗔𝗡𝗔𝗥𝗔𝗡𝗔 Ho fanamarihana ny 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒐 𝒎𝒂𝒏𝒆𝒓𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑻𝒆𝒂𝒕𝒓𝒂 ny 27 marsa 2024, ny ministeran’ny Kolontsaina sy ny Serasera dia manao 𝗮𝗻𝘁𝘀𝗼 𝗳𝗶𝘀𝗼𝗿𝗮𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 ho an’ny 𝒇𝒊𝒇𝒂𝒏𝒊𝒏𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒕𝒆𝒂𝒕𝒓𝒂𝒍𝒚 𝒊𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒔𝒆𝒌𝒐𝒍𝒚. Ireto manaraka ireto ireo lohahevitra hifantohan’ny fifaninanana:…

Autres, Culture

 » 𝑵𝒐𝒔𝒚 𝑴𝒂𝒐𝒓𝒊𝒔𝒚: 𝒎𝒂𝒕𝒐𝒕𝒓𝒂 𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒗𝒆𝒍𝒐𝒎𝒃𝒐𝒍𝒐 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂-𝒎𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒆𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒔𝒆𝒉𝒂𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 «  

 » 𝑵𝒐𝒔𝒚 𝑴𝒂𝒐𝒓𝒊𝒔𝒚: 𝒎𝒂𝒕𝒐𝒕𝒓𝒂 𝒔𝒚 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒗𝒆𝒍𝒐𝒎𝒃𝒐𝒍𝒐 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂-𝒎𝒊𝒂𝒔𝒂 𝒆𝒐 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒔𝒆𝒉𝒂𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒌𝒐𝒍𝒐𝒏𝒕𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 « . Nanao fitsidihana ara-pomba fifanajana ny minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐎𝐑𝐎 𝐀𝐮𝐠𝐮𝐬𝐭𝐢𝐧 ny alatsinany 26 febroary lasa teo ny masoivohon’i nosy Maorisy monina sy miasa eto amintsika 𝐅𝐫𝐚𝐧𝐜̧𝐨𝐢𝐬𝐞 𝐋𝐀𝐁𝐄𝐋𝐋𝐄. Mivelatra…

Plateforme MCC DSI.