« FISOLOAN-TENA NY KAONTINANTA AFRIKANA EO ANIVON’NY UNESCO »

Amin’ny maha Filoha lefitry ny ℙ??ℂ (Programme Internationale de Développement de la Communication) eo anivon’ny ?ℕ??ℂ? misolo tena ny vondron’ny firenena afrikana an’i Madagasikara, dia mandray anjara amin’ny fivorian’ny biraon’ny ℙ??ℂ atao ao amin’ny foiben’ny ?ℕ??ℂ? ao Parisy-Frantsa ny Tale Jeneralin’ny Serasera Andriamatoa RAKOTONDRASOAVA Fetra, misolo tena an-d??????? ????????? ?? ???????? ?? ?? ???????????, Lalatiana RAKOTONDRAZAFY.

Ny handray fanapahan-kevitra momba ireo tetik’asa maneran-tany ho vatsian’ny ℙ??ℂ vola sy ho tanterahina mandritra ity taona ???? ity no laha-dinika.

Ankoatra izay dia nihaona tamin’ireo tompon’andraikitra ambony eo anivon’ny ?ℕ??ℂ? ihany koa Andriamatoa Tale Jeneraly mandresy lahatra amin’ny fikarohana mpiara-miombon’antoka ho an’ny fanatanterahana ny fandaharan’asa mitohy fanofanana mpanao gazety, ny fanohanana ny orinasa fanaovan-gazety eo anatrehan’ny fahasahiranana navelan’ny areti-mandringana ?????-??, ary amin’ny fanohizana ny atrik’asa momba ady atao amin’ny fanelezana vaovao tsy marina (????? ?????? ?? ?é????????????)